Hay ve ka ny Hindousime no nipoiran'ny Judaïsme e?

1. Rajasanagara ( 25/09/2016 15:06)
Dia avy eo nasiana finoana grika,romana,egyptiana....dia lasa kristianisma taty aoriana.
Ny tantaran'i Abraham dia i Braham ao @ Hindouisme ihany.
Ny tantaran'i Samson dia i Hercule ao @ finoana Grika ihany koa.
Ao koa i Isis,Osiris,Horus...Krishna....
Miala-tsiny @ ireo mpino kristianina aho fa tena nampihesonina be ianareo izany.
novalian'i rhaj0 ny 13/10/2016 10:34
2. Rajasanagara ( 25/09/2016 15:16)
Abraham ihany no Brahma manko.
3. rhaj0 ( 25/09/2016 15:26)
Ka hoe i Jesosy sy Krishna zavatra mampiaraka manjabe mihintsy "ao ambony ao" ...

Mifankatiava Ihany
Raha Mbola Velon'Aina...


4. stahtam ( 26/09/2016 10:04)

[quote=Rajasanagara]
Abraham ihany no Brahma manko.
[quote=stahtam]
Tsy kristiana ny tenako fa manaitra ahy ity fanazavanao ity ka mba afaka manome porofo laindalina ve ianao azafady? (Abraham=Brahma)
5. rhaj0 ( 26/09/2016 11:35)
O ry Tsahtsam aa... :-)
Atsy @ ilay resaka be-fitiavana izany i Stahtam tena mba aviavy toa ny hoe "izaho ange ka tsy hamoaka izay zavatra fantatro ao na hisikotra toa ny misikotra parasy eo aza ianao".. Nefa eto indray nefany ilery "misikotra parasy"... :-)

RAha ny marina dia, na dia mihevoka Torah tahak'n'inona ao azany i Stahtam, dia TSY takatra na TSY hain'i Stahtam ny resaka, na resaka "fihavanana sy Torah" io, na "Torah sy voaloboka", dia mody milohaloha orona io ilery, dia hoe, "tsy hamoaka izay zavatra fantatro" eee..

Sa indray "fantatrao" Stahtam tsara ny resaka, fa "mahamenatra", ary dia TSY sahinao avoaka?? ka dia kobony ao azany kouh... fa TSY mahakasika anay koa ho'a izany eee...
6. rhaj0 ( 26/09/2016 13:39)
Ato mamintimpitina ny @ Judaism sy Hinduism

https://en.wikipedia.org/wiki/Hinduism_and_Judaism
7. stahtam ( 27/09/2016 05:50)

[quote=rhaj0]
Ato mamintimpitina ny @ Judaism sy Hinduism

https://en.wikipedia.org/wiki/Hinduism_and_Judaism
[quote=stahtam]
Fa i rhaj0 ihany ve no rajasanagara e?! Inona àry ity miampanampana sahala @ akoho voakapoka ity? Dia ianao ve no hanoro ahy ny Judaism nefa verset iray ao @ judaisme aza manahirana anao?
8. rhaj0 ( 27/09/2016 10:43)
hi hi hi.. nitraka maika loatra avy tao @ hevoka Torah tao ve ry Stahtam dia fanina aa... afangaranao h@ izaho sy Rajasanagara

Dia izay vao azoko koa.. kay nareo miara-mihevoka (Torah) ao izany kay ka mifampi-"sikotra parasy" koa.. dia izay mahatakatra ka maha"fantatra zavatra" ao, dia TSY mizara, fa samy mimenomenona ho an'ny tenany ao, samy mihinana ny volombavany ao.. :-)
9. stahtam ( 27/09/2016 11:11)

[quote=rhaj0]
hi hi hi.. nitraka maika loatra avy tao @ hevoka Torah tao ve ry Stahtam dia fanina aa... afangaranao h@ izaho sy Rajasanagara

Dia izay vao azoko koa.. kay nareo miara-mihevoka (Torah) ao izany kay ka mifampi-"sikotra parasy" koa.. dia izay mahatakatra ka maha"fantatra zavatra" ao, dia TSY mizara, fa samy mimenomenona ho an'ny tenany ao, samy mihinana ny volombavany ao.. :-)

[quote=stahtam]
Hazavaina tsara ilay "fampifangaroana": Izao ilay resaka nataonao :
"26/09/2016 13:35
O ry Tsahtsam aa...
Atsy @ ilay resaka be-fitiavana izany i Stahtam tena mba aviavy toa ny hoe "izaho ange ka tsy hamoaka izay zavatra fantatro ao na hisikotra toa ny misikotra parasy eo aza ianao".. Nefa eto indray nefany ilery "misikotra parasy"... "

Sa indray "fantatrao" Stahtam tsara ny resaka, fa "mahamenatra", ary dia TSY sahinao avoaka?? ka dia kobony ao azany kouh... fa TSY mahakasika anay koa ho'a izany eee..."
Dia iza io miresaka io? Iza no iresahany io?
Mazava tsara fa Abraham=Brahman no nangatahako fanazavana avy @ rajasanagara fa tsy avy aminao ka inona ity misisitsisika toa ny cure-dent ity e? Aleo aloha mba ho voavalin'ilay anontaniana ilay resaka vao mba manao commentaire ianao fa aza maika tsy faingana toa io
10. rhaj0 ( 27/09/2016 11:29)
Aleo i Rajasanagara no hanazava anao ny scrabble Abraham=Brahman ao azany eee...

Ilay "misikotra parasy" indray dia efa mazava koa ... hi hi hi.. sao mihinana parasy fa tsy mihinana volombava kosany azany nareo ao rahefa ilay mimenomenona iny :-)
11. stahtam ( 27/09/2016 12:36)

[quote=rhaj0]
Aleo i Rajasanagara no hanazava anao ny scrabble Abraham=Brahman ao azany eee...

Ilay "misikotra parasy" indray dia efa mazava koa ... hi hi hi.. sao mihinana parasy fa tsy mihinana volombava kosany azany nareo ao rahefa ilay mimenomenona iny :-)
[quote=stahtam]
Dia rehefa vita ny resakay vao mba miditra fa tsy bingo manao matso tahaka an'io
12. rhaj0 ( 27/09/2016 12:45)
hi hi hi... eto ankalamanjana indray io ry Stahtam aaa... maresaka dia mivanitika ny eny @ peloozy... Ka mampihomehy tsinona nareo ao @ tribune ofisialy ao kouh.. nareo toa ilay snob parfait ireny, tsy bingobingo izany.. fa be parasy :-)
13. angouz ( 30/09/2016 18:23)

rhaj0:

Ka hoe i Jesosy sy Krishna zavatra mampiaraka manjabe mihintsy "ao ambony ao" ...

Mifankatiava Ihany
Raha Mbola Velon'Aina...



Mba goravy koa ianao ty raha hikaroka sary manandrify ady hevitra, tena mampiaiky ka
14. rhaj0 ( 30/09/2016 18:41)
[size=10]Mila mizatra ary mivatra mi-google ianao ry Angouz @ izao taona 2016 izao. Ohatra hoe, raha misy miteniteny foana ho'a hoe, "rehefa maniry ny nifin'akoho", tonga dia googler-o hoe, "akoho misy nify" (@ teny anglisy), fa dia oainina ilay miteniteny foana teo.

@ google misy afaka mitady News (vaovao) na Sary (Images).. fa ny hitako mahery dia na ny fehezan-teny azany dia afaka sintominy (atao anaty "guillemets"); rahefa manao fikarohana na manoratra taratasy, dia vita ho azy. Fa raha ny @ io sary io izao dia niresaka Jesosy sy Krishna isika, dia google-images Jesosy sy Krishna dia basy ee..

Tena ampirisihiko ampiasa ity google (na yahoo search na hafa koa) isaka ny mihetsika mihintsy ianao. Dia eto @ Fivavahana/Finoana moa ny resaka, dia ampirisihiko koa ianao hiala @ ilay mihevoka boky tonta lava ao io, fa mba halalaho @ izay ilay saina eee... Ompa sy latsa ho an'ny zokiiny tsy mba nahita interinety anie ho'a ny tsy fampiasanao ny internety @ tokony ho izy eee...[/size]
15. angouz ( 01/10/2016 13:50)
Ka dia ho googler hatramin'ny kolon-tsaina izany izy ity, dia lasa manaraka randrana tsy manendrika ny tena avy eo, ekeko hoe efa 2016 isika izao fa tsy tokony izay no anandinoana ny fototra efa nipetraka izay nolovaina t'@ireo ntaolo ireo, t'@ andron'ny tafasiry sy angano ary akamantatra izao tsy nisy google nefa dia nampisokatra ny sain'ny olona t'@izany, hatramin'izay dia efa nisy ny finoana na dia psychologiquement fotsiny aza dia ilaina io
16. rhaj0 ( 03/10/2016 12:58)
[size=10]Hotry ny tsy azonao ilay google. Aleo teneniko ihany ngo dia... Ny google dia moteur de recherche, ahafahanao mikaroka soratra "efa nipetraka". TSY hoe i google no "nanoratra", fa "mitatitra soratra" no ataony.

Ohatra hoe, tsindrio anie eto ee (tsindrio eto) fa .. tsisy vokany ee.. dia ovay ny tadiavinao izany avy eo eee... ohatra eto indray na koa eto...[/size]
17. Angouz ( 03/10/2016 18:32)
Hay ve kay izay izany ny google a, tena tsa fantako lekany ty zany :-)
18. rhaj0 ( 03/10/2016 19:24)
Ka aleo miteniteny foana toy izay hotsahotsan'izany kouh... Ka raha (mahay) mi-google ianao dia hahita tafasiry sy angano ary akamantatra
19. calin.brandon ( 07/10/2016 14:36)
Ny tsara ho fantatra fotsiny dia ny olombelona rehetra manana rohy hifandraisana daholo.
Ny fivavahana rehetra dia misy hifandraisany sy hitoviany daholo ihany koa. Ny Coran ohatra dia mpivavaka judéo-chrétiens no nanoratra azy tamin'ny voalohany. Ny Coran dia miresaka betsaka kokoa an'i Jesoa sy i Maria noho ny Baiboly. Izany hoe, ny isan'ny teny hoe Jésus na Marie dia betsaka kokoa ao anaty Coran. Ny Musulmans dia mino an'i Jésus en tant que Prophète.
Ny fivavahana Maya na Inca koa dia misy zavatra hifandraisany na hitoviany amin'ny fivavahana hafa.
Ny anarana ampiasain'ireo fivavahana ireo fotsiny no tsy mitovy.
20. rhaj0 ( 07/10/2016 14:59)
calin.brandon:
Ny fivavahana rehetra dia misy hifandraisany sy hitoviany daholo (..) Ny anarana ampiasain'ireo fivavahana ireo fotsiny no tsy mitovy.

Tsy haiko hoe, inona no tian'i Calin Brandon lazaina @ fifandraisany/fitoviana @ finoana/fivavahana isan-karazany eto an-tany.

Ny fahitako azy, dia eo @ mponina/kolotora/sivilizasiona nisaraka ara-jeogirafika, tany @ nisy azy tany aby, dia tena samy nanana ny ... imagination-ny.
- Fa ny ni-imaginer-n'ny isan'isany eo fotsiny, dia mety misy ... "fitoviana" tokoany.
- Ny "fampifandraisana" an'ireo indray kosa dia... ao @ imagination-n'ny ankehitrio fotsiny.

Ohatra fotsiny hoe, avy ny orana. Dia samy ni-imaginer ingahibe mandrotsaka ny ankabeazany, satria t@ izany fotoan'androny izany, miaraka @ fahalalany t@ izany, tany @ jeogirafia-ny tany aby, dia ... tena misitery io. Ka dia samy namoromporona fanazavana ho an'ny zaza (saina) izany ny tsi11 tao eee...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1676