You are here: home > Forum

Olana

Lohahevitra : Momba ny serasera.org
Fitohizan'ny hafatra : Olana
Valiny : 1
livaniaina79 - 25/09/2016 11:36
Manana olana kely ts met misokatra NY menu WiFi NY findaiko inona no tokony atao Samsung galaxy cores duos Le finday
Valio | Miverina eny ambony
hery - 10/10/2016 06:41
Diso adiresy ity dia tsy misy mamaly (tsy momba ny serasera.org)

Misy fomba anakiroa ny fandefasana ny wifi. Ilay ao amin'ny raccourci sy ilay ao amin'ny paramètres. Samy tsy misy mandeha ve?
Valio | Miverina eny ambony