io ary fa ilay nolazaika tany aloha be tany

1. ravatorano ( 23/09/2016 07:12)
lasa TIM (Teo Ihany no Miverina) daholo wa zalah pisehatra politika sy polifika eto amitsika ireto !
Ny mpitondra mahazo fahefanana dia mùanampatra ny heriny tokoa amin'izay fahefana nomen'ny vahoala azy izay izany hoe afaka manao ny danin'ny kibony tsotra izao mandika lalam-panorenana ankitsirana tsy manaja ny lalana velona nefa vita fiainianana !
Ny mpanohitra sadasada toa ireo izay hita ao amin'ny Mitsangana ry Malagasy dia tsy hay hoe tena manohitra ve sa manohitra nohon'ny tsy fahaverezan'ny seza efa nanany sy nbitoerany hatrizay nefa tsy sahy maka ny toeran'izany mpanohitra izany araky ny voalazan'ny lalampanorenena satria manatena ry zareo sao mety mba hiverina hihaino a zy ihany ingahy Hery Rajaonarimampianina saingy !!!!!! koa eo anatrehan'izany dia lasa mifandramatra ry zareo tompon'ny fitondrana tetezamita teo aloha mifampihantsy sy mifanasa vangy dia miseho amin'izay ny fampitahorana sy ny ramatahora eny rehetra eny !
VOKANY izahay vahoaka na ny nifidy na ny tsy nifidy mapar na hvm na tim zany we ry ni...ni no tena voa mafy ianjadian izao fahatrana vokatry ny tsy fahaiza mitantanan ataonareo mpitondra sy ny fanakorontanana asehonareo mpanohitra sadasada ireo !
2. Tovorandria ( 24/09/2016 19:59)
Ny vola no mibaiko ny fanaovana pôlitika @ gasy, ar? in1 no misy vola d ndao iara irona ry kalalika, pôlitika maloto daôly no itako atreto, zany mants no mapanakarena b tampoka. Jereo t@ andron ny tetezamita fotsiny, ol ts nanana na fiara 1 aza mipôpôka tampoka ao anatin ny 1 segôndra oe lasa manana 4X4, villa, tany etsy sy eroa(raholdina), tompona hôtely tampoka sy miliadidera(lilison). Zany oe ze te anakarena tampoka afaka mody manao pôlitika daôly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1189