Aza kitihina ny havanay

1. angouz ( 22/09/2016 18:34)
Ny tany amidinareo azo leferina ihany !
novalian'i angouz ny 12/10/2016 06:38
2. angouz ( 22/09/2016 18:50)
misy ny alfa de misy ihany koa ny OMEGA
3. angouz ( 22/09/2016 18:54)
misy ny anjely de misy ihany koa ny AZAZEL
4. angouz ( 23/09/2016 17:15)
Mety tsy azo sasany ny tiko tenenina satria nataoko metaphore ilay resaka
fa izao :
Ny vatan-kazo iray dia ahavitana afokasoka arivo fa ny afokasoka iray dia mahavita mandoro hazo eran'ny tanety
ka aza mba milalao afo @angatra
lesona karma izany ry marionety isany a
Misy Sahabe tsy hita maso miaro ny ain'ireo olona ireo
5. calin.brandon ( 04/10/2016 14:38)
Fa ianao angaha mino ny Karma ?
6. angouz ( 12/10/2016 06:38)
Mba resaka malaza fotsiny io fa tsy dia haiko loatra ny dikan'io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4748