Polisy sy zandary maka vola @ sofera

1. vonjyas ( 20/09/2016 11:21)
Inona no atao mba anajanonana ilay kakain'ny polisy sy zandary @ sofera taxi-brousse reny fa mandreraka be le kolikoly e!
novalian'i Vonjyas ny 20/12/2016 13:03
2. hery ( 21/09/2016 04:26)
Tsyisy afatsy ny fakana video antsokosoko sy ny fanaparitahana azzy ihany.
Taha hiteny tsy misy porofo mantsy dia atody miady amim-bato fotsiny.
Polisy efa tratra ambodiomby izao ara mbola arovan'ny lehibeny ihany
3. rhaj0 ( 22/09/2016 13:55)
Fakana video tokoany no vaha-olana; ao zamerika ao, minainaina mihintsy ny pra fa azo video daholo ny abus ataony; efa fataony moa io fa izao vao tena oainina..

Fa ilay code de communication-dRajao hono toa nahita fika hanenjehana, na ireo nanao ny video, na ireo mampiantrano video, na koa manaparitaka azy... Mba hadihadio kely hoe ny @ iny, ngo dia .. efa tresaka ny atody vao maina eto isika rehetra..
4. Vonjyas ( 29/09/2016 05:47)
Marina mintsy zany fa na maka video aza ka manaparitaka nendRajao ary efa nekeny ny fanjenjehana io an! Sad las vao maika mahazo vahana b zalà polisy sy zandary reo e! @ty resaka ty!
5. rhaj0 ( 30/09/2016 13:30)
Ka ho alefa aiza azany ny video raha toa ka azo tokoany ee.. wikileaks ve?? Sa i Hery manana fampirimana azy ao??

Ohatra izao, ireny video t@ fanonganam-panjakana ireny dia misimisy ihany no efa tsy hitako intsony.. ilay hotry ny reportage naneho diam-bala teo @ vavahadin'Ambotsorohitra, fa avy tany ivelany, dia nitohy t@ sarin'ireo miaramila nanalotra ilay tamboho kely teo.. tena tsy hitako intsony ny nalehany.
6. rhaj0 ( 04/10/2016 11:12)
O zareo: inona ny ity hoe INJURE sy DIFFAMATION, raha hoy ny lalàna, notaterin'i Midi hoe:
extraits de la loi malgache sur le cybercriminalité:
Art.20.- L’injure ou la diffamation commise envers les Corps constitue?s, les Cours, les Tribunaux, les Forces Arme?es nationales ou d’un Etat, les Administrations publiques, les membres du Gouvernement ou de l’Assemble?e parlementaire, les fonctionnaires publics, les de?positaires ou agents de l’autorite? publique, les citoyens charge?s d’un service ou d’un mandat public, temporaire ou permanent, les assesseurs ou les te?moins en raison de leurs de?positions, par les moyens de discours, cris ou menaces profe?re?s dans les lieux ou re?unions publics, soit par des e?crits, imprime?s, dessins, gravures, peintures, emble?mes, images ou tout autre support de l’e?crit, de la parole ou de l’image vendus ou distribue?s, mis en vente ou expose?s dans les lieux ou re?unions publics, soit par des placards ou des affiches expose?s au regard du public, soit par le biais d’un support informatique ou e?lectronique, sera punie d’un emprisonnement de deux ans a? cinq ans et d’une amende de 2.000.000 Ariary a? 100.000.000 Ariary ou l’une de ces peines seulement.

L’injure commise envers les particuliers, par le biais d’un support informatique ou e?lectronique, lorsqu’elle n’aura pas e?te? pre?ce?de?e de provocation, sera punie d’un emprisonnement de six mois a? cinq ans et d’une amende de 100 000 Ariary a? 10.000.000 Ariary ou l’une de ces peines seulement.



Dia ilay io farany io koa, "lorsqu’elle n’aura pas e?te? pre?ce?de?e de provocation", toa izany ve ny ao @ lalàna : raha no-provoquer-na ianao, dia mahazo mamely "injure" ????

7. Vonjyas ( 20/12/2016 13:03)
Marina izany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1002