You are here: home > Forum

fiainana

Lohahevitra : Resa-behivavy
Fitohizan'ny hafatra : fiainana
Valiny : 3
islak - 18/09/2016 15:26
inona marina ny momba an ireo vehivavy ireo, http://forum.serasera.org/media/images/m/2038299584c19b692c863429540b1266.jpginona marina ny momba an ireo vehivavy ireo,
Valio | Miverina eny ambony
hery - 21/09/2016 07:11
Velabelaro
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 21/09/2016 14:51
hi hi hi... dia mba "velabelaro" koan'ny koa ny valinteninao ry Hery, fa manjary tsy azo hoe, inona no tianao "velabelarin'i Islak"... ngo dia "ireo vehivavy ireo"? tsy hay mihintsy mantsy izy ity eee...
Valio | Miverina eny ambony
Islak - 23/09/2016 03:21
Inona n toetra n fombafombn izay ten ahafantaran az reo? Inon n tena ts zakan zareo sns...? Met mb fantatrareo ian ilay tiak hahatongvn
Valio | Miverina eny ambony