Raha liana ianao

1. angouz ( 17/09/2016 18:57)
Miarahaba antsika rehetra !

Misy soso-kevitra indray ity ka asa na misy liana na tsia, mahita tany ideal izaho afaka ambolena safran ka sao misy manam-paniriana ny te hifaninana @varotra iraisam-pirenena fa vonona aho ny hiara-hiasa . misaotra mialoha !
novalian'i angouz ny 30/09/2016 17:18
2. angouz ( 29/09/2016 16:35)
Tsy misy liana @n'io izany kanefa anie dia afera madio io no sady vola be raha fahitako ny lazan'izy io any an-dafy e !
3. hery ( 29/09/2016 18:19)
Fa inona ilay safran?

Ataovy maromaro ny fanazavana fa tsy azo.
4. angouz ( 30/09/2016 17:18)

hery:

Fa inona ilay safran?

Ataovy maromaro ny fanazavana fa tsy azo.
Izao ary :
Ny safran dia epice azo avy @ stigmate ny voninkazo antsoina hoe crocus savitus, mazava ho azy atao fangaron-tsakafo izy io, ary koa manana vertu medicinale ihany koa ary efa elaela ihany no misehatra eo @ agro alimentaire occidentaux izy fa ny tena mampiasa azy raha tsy diso aho dia ireo firenena tia sakafo mafilotra, ny vidiny izy io @izao dia matratra any @30000€ ny 1kg fa rah tsara qualite ny produit, ka dia eo no misy ny fifaninana, satria arakaran'ny tany hambolena azy io no mahatsara ny kalitao, ary izy io dia indray mandeha isan-taona vao mamelana ary mila hectara maromaro vao mahazo kilao maromaro, dia izao amin'izay ary, niteny aho tary aloha hoe raha misy liana dia vonona aho ny hiara hiasa izany hoe : anao ny budget sy ny financement fa ny asako dia mpamboly sy mpikarakara fa karamaina kosa aloha za, ny tany azo ambolena azy efa vitako repère ny misy azy azfd fa tsy ho lazaiko eto, ny antony manko dia ity io tany io somary ambanivohitra ka mila olona vonona hipetraka any no sady teknisianina, somary efa ela ihany aho no naniry nanao an'izy ity fa saingy tsy tanterako fona nohon'ny tsy fampiany vola sy tsy fahitako olona hitondra ny masom-boly avy aty ivelany, fa dia nalefako eto ny soso-kevitra fa mba hizarana izay mahasoa sao dia mba misy liana ihany fa na hatramin'ny site d'annonce d'exportation'io aza efa haiko daholo fa dia miandry fa atao matotra ny fiaraha-miasa e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1276