DEPANNAGE INFORMATIQUE ET ELECTRONIQUE

1. nilex ( 16/09/2016 12:27)
Afaka manampy raha misy no olana .
novalian'i rougenoir ny 03/07/2017 13:20
2. rougenoir ( 03/07/2017 13:12)
Mba mangataka torohevitra @tsika namana izay mahay azy.Ny ecran ordi-ko no misy olana:
Mi-afficher foana matetika na tsy misy zvtr tsindriana aza ny reglaga (Contraste, lumier,...)Mety ho inona ny antony? Misaotra
3. rougenoir ( 03/07/2017 13:20)

rougenoir:

Mba mangataka torohevitra @tsika namana izay mahay azy.Ny ecran ordi-ko no misy olana:
Mi-afficher foana matetika na tsy misy zvtr tsindriana aza ny reglaga (Contraste, lumier,...)Mety ho inona ny antony? Misaotra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1507