zanaka nania

1. crus ( 29/08/2016 09:52)
sao mba misy afaka manome ahy ny lohateny sy ny mpihira ilay hira hoe:

ity lay zanakao nania fa hiverina aminao.....
.... mifona eh, ho aiza moa aho

Misaotra mialoha, dia raha afaka tonga dia manome ny lien ahazoako azy ao @ you tube vao maika mety.
novalian'i tokyma ny 03/04/2017 14:52
2. tokyma ( 03/04/2017 14:52)
Christof ratrem aloha no mihira azy.fa ny titre tsy tadidiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2089