thyna - 11/08/2016 01:48
|
![]() -Fa taiza ialahy ry Lita no tsy nianatra omaly? Namaly i Lita sady menamenatra nanao hoe : -Nosasàna ny patalohako dia tsy afaka nianatra aho fa izaho mantsy tsy misy afatsy ity! Ny ampitson'iny dia gaga indray ingahy mpampianatra fa toa tsy tonga indray i Lita !Ary nanontany an'i Lita izy ny afak'ampitso nanao hoe: -Fa naninona ndray moa i Lita no tsy nianatra omaly? Dia namaly i Lita nanao hoe: -Tena efa teny an-dalàna mihintsy aho no nandalo teo aminareo dia hitako niahy teo an-tokontany ny patalohan-dRamose dia niverina aho fa ataoko fa tsy nampianatra koa ianao fa nosasàna ny patalohanao! |
hery - 11/08/2016 09:14
|
![]() |
Iandria - 17/11/2016 05:44
|
![]() |
F.Mandrara - 02/05/2017 06:18
|
![]() |
mirananirina - 08/10/2017 21:31
|
![]() |
BENEM - 27/09/2018 07:30
|
![]() - nanontaniany mpampianatra i lita hoe fa maninona no tsy manasa tongotra alohan'ny handeha hianatra namaly i lLita hoe : tsy afaka nanasa tongotra za Madama fa tena sahirana be nanampy an'i Neny nanasa lamba |