Izay manaitra eny amin'ny vehivavy

1. mpilaza444 ( 10/08/2016 12:33)
Maro ny vehivavy mihaingo fa heveriny ho ireny no jeren'ny lehilahy. Ny mahaliana ny lehilahy dia ny vehivavy manana fivaviana midongona be dia hita eo anoloana ny sariny. Eo koa ireo manana nono mifantsifantsy izay fantatra fa mahery milely. Misy koa ireo tsara be ny vodiny ka matsiro amin'ny position dorsale.
novalian'i Hear me! ny 16/11/2017 11:16
2. lahindroy ( 18/08/2016 07:39)

mpilaza444:

Maro ny vehivavy mihaingo fa heveriny ho ireny no jeren'ny lehilahy. Ny mahaliana ny lehilahy dia ny vehivavy manana fivaviana midongona be dia hita eo anoloana ny sariny. Eo koa ireo manana nono mifantsifantsy izay fantatra fa mahery milely. Misy koa ireo tsara be ny vodiny ka matsiro amin'ny position dorsale.


salama tompoko รด
endrika samihafa ampiasai'ny natiora daholo ireny , na ny fomba fihaingona maro taty aoriana -izay novokarin'ny saina -na ny "fivaviana midongona be" na ny "nono mifantsifantsy" na ireo izay " tsara be ny vodiny" na koa ireo izay tsara tarehy na dia somary fisaka aza -izay novokarin'ny natiora mivantana-...mba afahan'ny olombelona tsy ho lany taranaka !(ireo zava-manan'aina hafa na biby izany eny na ny zava-maniry aza , dia samy mampiseho endri-panangolena hanaovana fifandraisana -izay miseho amina endrika maro koa ...mba hitohizan'ny fisian'ny taranaka !
3. rhaj0 ( 18/08/2016 16:42)
Izaho kosa aloha ry mpilaza444 dia mijery ny fihaingony aaa... Toa ny mankafia mijery voninkazo maroloko rehefa mandehandeha eee... Mba finaritra sy salanidanitra eny eee.. Fa tsy mitondra mody an...

Mampihomehy rahefa mijery fampisehoana rindra-kira ireny. i Mpilaza444 io izao dia ilay isan'ilay mibanjina mafy ary tsy miala mihtsiny @ ilay "midongona", avy eo ambany sehatra ao, fa tsy ny hira no ankafizina.. Dia rahefa miakatra iny ny feony ve, dia manao ilay "ilany fotsiny no mihetsika" koa ve ilay "midongona" ao ry Mpilaza444, saaaa... ??... :-)
4. mpilaza444 ( 22/08/2016 02:32)
Izaho mihevitra fa ilay fory midongona no itoeran ny tsiro maha- vehivavy.
5. mpilaza444 ( 22/08/2016 16:33)
Zavatra misy lanjany ny fidongon'ny fivaviana satria manintona sy mahadangitra avy hatrany. Hatsarana io saingy miafina. Efa tia mampidera fory ny vehivavy gasy.
6. fredkwel ( 24/08/2016 13:34)
Mandrerak be n miainu anzan
7. rhaj0 ( 26/08/2016 15:15)
Tena mila mijery ilay fampisehoana (stand-up comedy) hoe "Monologue du Vagin" i ranamana.


Raha ny marina, na viavy na lahy dia tokony mba hijery an'io.

Dia eritrereto tsara ny eritreritry ny tsirairay ao, raha ny @ vagin, indrindra ny eritreritry ny vhv, nefa tsisy an-kiteny ao. Izao moa efa andron'ny fahalalahana sy transparency, ka dia atreho ny zava-misy eee...

Aza mba manaiky pempopempoin'ny fiaraha-monina na ny fivavahana/finoana raha ny miresaka ny ao @ vatan'olb. Tsisy tokony ahamenatra io.

Mety mba ho asiana hajany sy hasiny (@ izay angamba) izy io rahefa resahina transparent toa io.

Ary aoka ho'a hazava, fa tsy ny lhl ihany no tokony hanisy hajany sy hasiny ny vagin io, fa ny vhv tompony indrindrindra koa. Fa ny lhl kosa aloha dia tena mila mba mi-comprendre ny vhv.

8. Hear me! ( 16/11/2017 11:16)

mpilaza444:

Maro ny vehivavy mihaingo fa heveriny ho ireny no jeren'ny lehilahy. Ny mahaliana ny lehilahy dia ny vehivavy manana fivaviana midongona be dia hita eo anoloana ny sariny. Eo koa ireo manana nono mifantsifantsy izay fantatra fa mahery milely. Misy koa ireo tsara be ny vodiny ka matsiro amin'ny position dorsale.


Ka atao daholo zay mb hanintonn ny bandy ka;misy sipa ten taraik @ lelh anie fa tsy sahy mitn nefa @mko zany de tokon hambara fa na ny sipa afaka mamboraka fitiavana @ bandy fa misy tsy sahy mantsy anay dr1dr1 na de ef anovn sangy mahery sy maninton az .OK ry kill an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6051