Vahaolaa haingana raha sendra tsy velona ny lataka

1. rabaradaka ( 04/08/2016 11:56)
Ny firaisana ara-nofo na koa raha tsorina hoe ny milely dia ahazoana fahafinaretana sady mampisokatra ny lalan-drà mankany amin'ny fo. Tandremo anefa fa tsy azo terena io rehefa tsy velona ny filahiana na ny lataka.
Inona no vahaolana raha sendra izany ? Orina ny eo ambany foitra alohan'ny hilely ary atao mandritra ny 5 minitra avy eo tsindriana somary atao mafimafy eo amin'ny foto-balahana.
Ho hitanao fa hilamina ianareo roa. Fadio ny misotro coca sy boisson gazeuse fa jus naturel corossol no tsara
2. nantsafaina ( 04/08/2016 13:35)
Izao no atao hoe fahalalahana e ?
Eken'ny admin zany izy io matoa tsy voafafa
3. rhaj0 ( 04/08/2016 21:51)
teny gasy madio kosa ireo eee... sa maloto ireo?

Nefa kosa aloha marina fa hotry ny mitsakohina kely ihany rahefa mamaky ilay izy. Nefa anie raha atao @ teny anglisy na frantsay ireo dia hotry ny tsy maninona ee...

Fa mila mizatra izany ny sofina eee... misaotra Rabaradaka :-)
4. harenadanny ( 09/08/2016 09:26)
tena marina zany eh! tsika malagasy iany no manambany ny tenintsika! ra vo miresaka we lataka na fory enw de lazaina we miteny ratsy! nefa reo zavatra roa reo no tena be mpankafy!
5. mpilaza444 ( 10/08/2016 12:26)

Misy karazana pômady ahosotra amin'ny filahiana dia eo amin'ny fotony sy eo amin'ny bonga. Afaka kelikely fotsiny dia mila tsy ho vokin'ny vehivavy. Jereo eo ampitan'ny Galana Analakely. Misy fiara mijanona eo dia jereo fa mivarotra fanafody ry zareo.
6. tokyma ( 03/04/2017 14:45)
ZA kou rzalah ef tratranio cas io.oe tsy mahavelona.na ts mety vel mints e.in arn
No tokony atao e..in ny sosokevitra tena mahomby.mbo toroy
7. ajnal ( 12/05/2017 19:57)
netsika malagas ko ne zan fon e, andriamanitra ngah zan rats napis ny fory sy lataka. lol. de tsika ndray ne zan no manaratsy anzany.
ry malagasy, ovay ilay fisainana
8. ilafy ( 11/09/2017 08:27)
tsotra fotsiny ry zalahy io a hajanony ny sigara sy ny zavatra mamy sy ny mihinana menaka be loatra dia tsy misy ny olana e dia mazotoa miafy e
9. ibey ( 19/11/2017 12:01)
Tena efa nisy nanao v io d nety
10. malala62.sheilla ( 02/12/2017 08:30)
Orina elaela si ambany foitra .indrindra n'y lataka ...orina malefaka fa dangitra be io après
11. malala62.sheilla ( 02/12/2017 08:30)
Orina elaela si ambany foitra .indrindra n'y lataka ...orina malefaka fa dangitra be io après
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3437