Tsy mila mpanao politika i Soamahamanina 
rabaradaka - 04/08/2016 13:52
|
![]() Vitanay io ary na dia ho faty eo daholo aza izahay dia tsy hangina sy tsy hanaiky izahay. Miala any ianareo mpanao politika ary roahina tsy hahavita izay hataonareo any satria ianareo no tena rangory fototry ny afo. Misaotra mahatsiaro tena fa raha mboka hiziriziry hitsabaka ianaoareo dia mahatantesa ozona sy valifaty |
romi16 - 28/08/2016 20:55
|
![]() |
endriny - 21/09/2016 07:43
|
![]() Ary na aiza na aiza eto ambonin'ny tany dia fanjakana no mpanapaka farany ny fampiasana ny tany fa tsy ny olona mipetraka eo aminy akory. Zon'ny olona ny mampiasa ny tany mba hivelomany, saingy raha misy soritrasa ahazoana tombontsoa kokoa amin'ny fampiasana ny tany dia azo sandaina ny zon'ny mpampiasa teo aloha. Ary eo amin'ny fitrandrahana harena ankibon'ny tany dia ny mpampiasa ny tany dia sandain-jo mba ahafahana mitrandraka ireo akora ao ambanin'ny tany ireo. Eo amin'ny sehatry ny fihariana dia izay fihariana manome vokatra haingana sy mahafapo no omena laharam-pahamehana. Ka aza dia mora rebireben'ny olona amin'ny zavatra tsy mitombina loatra re rey olona a. Tsy hoe depiote sy monseniera no manentana dia iny tokoa fa mientanentana amin'ny zavatra tsy mitondra vokatsoa akory. Lavaka an'aliny no eo atsimon'ny Soamahamanina itrandrahan'ny mpihavy Malagasy toa ahy volamena ny ankamaroany. Ary ny olona eo Soamahamanina aza matahotra tsy mahasahy mijery ireo toerana ireo akory noho ny fampihorohoroana mianjady aminy. Dia ahoana moa no hoe ny olona ao Soamahamanina indray no hanohitra ny fidiran'ny orin'asa eo aminy mba ialana amin'ny fitaintaina isan-kalina? Asa moa ry zareo fa izaho avy eny Ambohimahavony angamba ka tsy mahatakatra ny Iavoambony a |
ravatorano - 23/09/2016 09:19
|
![]() manahhirana mihitsy le polifika eto antanana e |
angouz - 23/09/2016 19:38
|
![]() |