Fanotaniana - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

Fanotaniana

Lohahevitra : Resa-behivavy
Fitohizan'ny hafatra : Fanotaniana
Valiny : 0
Maps23 - 18/07/2016 10:19
Nanao fanabeazana aizana aho nadritrany 3 mois. Ary le 21 juinny rende-vois manaraka ,, kanjo anefa lasa niasa lavitra aho le 10 juin de tsy afaka nanohy intsony ary mariako fa tsy niray t@ lehilahy tsony aho nandritranizay zan we tao aorina le 10juin io nefa ny regle tsy mande 1moi aty tsis anaovana teste akory
Bevoka ve zah??
Valio | Miverina eny ambony