Ny fitondrana HVM no tao ambadiky ny grenade teny Mahamasina

1. rabaradaka ( 29/06/2016 08:24)
Ny 20 jona dia nisy manam-boninahitra Jeneraly namana niteny hoe misy grenade betsaka miparitaka eto Tanà ary ezahana haparitaka any amin'ny Faritra ihany koa. Ny tanjona dia hanosoram-potaka ny mpanohitra .
Inona tokoa no niseho ? Iny grenade nipoaka tao Mahamasina iny.
Mazava fa ny fitondrana HVM ihany no tao ambadik'iny resaka mampalahelo iny.
Mandeha ny fanadihadiana ary efa misy fantatra ireo atidoha nikotrika di olona tena akaiky ny Filoha Rajaonarimampianina.
Tsy havelako io raha tsy hitako ny marina
2. thyna ( 04/07/2016 22:00)
Efa misy toerana tsara azo hisitrihana ve nareo ry rabaradaka fa gravy be anie hono io fitondrana io raha hanenjika ny olona milaza zay nataony e!hisy fisavàna koa hono ny tranon'ireo zay niresaka ny akanjon'ny première dame fa sao nisy nangalatahaka an'iny!hihihi
3. rabaradaka ( 11/07/2016 09:16)
Efa ananako ny tao ambadik'iny grenade tao Mahamasina tamin'ny 26 juin iny dia i Claudine (A & C) sy Gendarme iray avy ao amin'ny GSIS izay tsy havoakako eto aloha ilay anarana fa miandry ny tenin'ny Paza Didier aho vao homeko.
Mandavy anao mon général, mahaiza manaja tena mametra-pialana !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1641