salama daholo,
miala tsiny aloha ra toa ka tsy tokony tamn ty lohaevtr ity no nampidirako it.
mijery ireo zaza gasy maro b mirenireny tsmis atao d las n saina ,ande mba hanokatra toerana iray hanabeazana iren zaza iren ,ef eo andalpanaovana ny taratasy rehtr n tenako,f kosa t hanaing sy iants izay mazot hanao izany hiarak amiko
misaotra mialoah amni valiteny
onja.H: misotr ,mis fon ny zavtr azo atao nad bol piantra aza , rats madiso d inon n filièrenao d firième annéé , d ny disponibilité anao ,azafd f marob n fanotaniako f miankin amn zay mants no ametrahana anao amn andraikitr horaisinao
Ankoatr ah d misy namako iray koa izy indray mahavita fianaran atsihoatsi filière socio, ef ela no nitady izay ahafahan anaovan bénévole, met ho lian ihan koa iz. Fa mba afaka manazava mis2 kokoa ve ianao
Ankoatr ah d misy namako iray koa izy indray mahavita fianaran atsihoatsi filière socio, ef ela no nitady izay ahafahan anaovan bénévole, met ho lian ihan koa iz. Fa mba afaka manazava mis2 kokoa ve ianao
misaotr betsak rireto an , f olon afk alatsinainy hatramn zom no ten tadiaviko ,ataov tsar alo n fianarana sad ten tsar b n filièrenao bdb n zavabita aminio ,ts maints miten amn pikambana sasan ao vo afak milaz valiny aminao
Salama ô
Mahasarika ahy ilay antso mahakasika ny fitaizana ankizy sahirana ary efa vinavina hatry ny ela ny ahy ny hanatateraka azy io.Efa nanomboka ihany a fa saingy tsy mbola misy fanitarana manaôna loatra sady aty amin'ny province ilay izy.