asa avy/ao amin'ny internet

1. Onja.H ( 27/06/2016 12:39)
Salama ô! Enoko miresaka az it fon n namako sasany tato ho ato, ilay hoe miditra amina ''site'' iray dia na mijery ''video'' na miditra amin'ny iray amin'ireo '' fenêtre '' atolony dia maazo vola? Motombona ve? De amin'ny fomba ahoana. Rah izaho manokana dia tsy tena mino kanefa misy namako iray izay te andresy lahatra ahy hiiditra amin'ireny ts te iten mvantana azy aho hoe ts liana satri izy mora malaelo. Misy ''site'' iray izay '' profits25" io no tena miverimberina, sao dia mba misy efa membre? Mba ampio aho, efa nanao recherche ihany aho fa mbol td resy lahatra, tena tonga aty Madagasikara ve zany carte "PFS" azo avy aminy izany. Misaotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1874