Ketrika mahasoa

1. angouz ( 21/06/2016 17:50)
Miarahaba anareo izay mamaky eto ! marina tokoa fa isika gasy dia fatra-pitady izay mahasoa izay tokoany na dia ny andrian'ilika aza mbola atrehina fona ka mba misy fanontaniana
Moa ve dia tsy misy olona iray ve mahalala ny fika fampitomboana akoho manatody lava,
Izaho manko mba efa niompy ihany fa misy fetrany ny fanatodizany dia tapitra hatreo koa ny vola fa dia tsy maintsy mifidy akoho vaovao indray,
Dia ny tiko anontaniana dia hoe sao de mba misy fika tsy ividianana akoho isan-taona fa mba ny efa ato amiko ihany no ampitomboina. raha ohatra ka tokony ho resahana manonkana dia tsy maninona fa afaka manome adiresy e-mail izaho.
Misaotra mialoha @ ilay vali-teny MM fa tena valiko soatoavina tampitrohatra ?
novalian'i tranokwly ny 23/06/2016 06:40
2. tranokwly ( 23/06/2016 06:40)
bjr,
ra ny falalako azy d ef natao ohtran'izay mihints ireny,izan oe mba tratran ménopause ko e ts itako lotra alo z azo ato f mivid vaovao ndray e
d mirar so e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.202