Manontany ny tanora [torohevitra mahasoa]

1. tiaviniainagasy ( 17/06/2016 06:06)
Inona no hataonao raha lasa zatra mikasikasika filahiana(favaviana) ianao...Hoy i Liva:"Valo taona ah de ef nikasika(x2) ny filahiko.Fantatro taty aorina hoe ts tian'A-tra ilay izy.Nanenina be ahu isaky ny ts nahafeh tena(...) Alefas ary ny hevitrareo @io?
novalian'i nomeja ny 03/08/2016 06:07
2. fredkwel ( 17/06/2016 13:06)
Inun mu n pr0blem am'zan,ts maints v0kitika f0n ne iu na ipipi az e.Fa le mmaste nu tsaiku
3. sitraka.wudang ( 17/06/2016 13:48)
Mila miezaka fona ohatr we raha misy fton de ts lozan mlalao anin a afindra @zavatr hafa,na manao zvtr afa mitsy de lasa ts matadidy anin
4. fredkwel ( 17/06/2016 14:05)

[sitraka.wudang]

Mila miezaka fona ohatr we raha misy fton de ts lozan mlalao anin a afindra @zavatr hafa,na manao zvtr afa mitsy de lasa ts matadidy anin

[le saina anefa tsy mety miala fa any f0n e,indrindra moa rehefa mahtsiaru toa 0tran'n mis sip kwel et akaikk]
5. hezekiaa ( 21/06/2016 16:21)
azavao lou le we mkasika e!!n tanana mande fona ndrindra ra sendra oatr ka mngdidy,sad zvtr @vatanao nge io e!anao io!f ts fahotana akor n mkitika anio amiko zn ka azavaik @narw!
6. Tiaviniainagasy ( 25/06/2016 05:25)
hezekiaa:
azavao lou le we mkasika e!!n tanana mande fona ndrindra ra sendra oatr ka mngdidy,sad zvtr @vatanao nge io e!anao io!f ts fahotana akor n mkitika anio amiko zn ka azavaik @narw!
Firaisana aranofo olon-tokana le iz rah ts ainareo
7. Tiaviniainagasy ( 25/06/2016 05:30)
Zau ar le iz: Firaisana Aranofo Olotokana na irery(m'mast) .De manauva fety sambatra d0l d0l!!!
8. fredkwel ( 02/07/2016 03:47)
Tiavinagasy inona n tinaw tenen amzan e.Aza kitikitian wa n penis fa aleo vehvavy ian n mikitak az
9. angouz ( 04/07/2016 14:46)
Ny fomban'ny musilman dia rehefa mipipy izy dia mipetraka toa an'ny vehivavy dia izay no ataovy fa lasa manao extase ianao dia farany tsy ahay hitia vehivavy de mba isaino ihany fa raha mpino ianao dia fanangolena izany fa mba miova dieny izao
10. nomeja ( 03/08/2016 06:07)
Hahaha manampa tsinay zany kaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2327