Resa-be tato ampisana ny saina homo natsangan'ny Amerikanina, izay firenena kristianina, teny Andranomena

1. endriny ( 15/06/2016 04:16)
hihhiihihihi, esy aho hoe ry kristianina..."Tsy mendrika" hono ny fananganana an'io saina io... "tsy mifanaraka amin'ny finoana" hono io... efa "fanjakan'ny devoly sy satana" hono io... "ho avy I Sodoma sy Gaomaoro faha-2" hono...

Dia ahoana kanefa mankafy "Fou'Hehy ey", ny fihetsika sy fiteny avoakan'ny Honorat sns eo angaha tsy fihetsika homo... kanefa dia mikakaka ery mahita azy... rehefa tonga ato am-piasana aza mbola averina jerena mihitsy ny site web misy ny fou'hehy

Mahagaga ihany ny olona ka

kakakakkakakakakakakakakka
novalian'i RBNIR ny 18/07/2016 18:43
2. stahtam ( 15/06/2016 06:48)

[quote=endriny]
hihhiihihihi, esy aho hoe ry kristianina..."Tsy mendrika" hono ny fananganana an'io saina io... "tsy mifanaraka amin'ny finoana" hono io... efa "fanjakan'ny devoly sy satana" hono io... "ho avy I Sodoma sy Gaomaoro faha-2" hono...

Dia ahoana kanefa mankafy "Fou'Hehy ey", ny fihetsika sy fiteny avoakan'ny Honorat sns eo angaha tsy fihetsika homo... kanefa dia mikakaka ery mahita azy... rehefa tonga ato am-piasana aza mbola averina jerena mihitsy ny site web misy ny fou'hehy

Mahagaga ihany ny olona ka

kakakakkakakakakakakakakka
[quote=stahtam]
Fotoana fihariharian'ny zava-miafina rehetra izao. Ampian'ny fandrosoan'ny "technologie" avolenta dia mihazakazaka izay tsy izy ny fihariharin'ny zava-drehetra. "Un homme averti en vaut deux"!
3. endriny ( 15/06/2016 07:04)
Atao ary hoe fotoana fisehoan'ny zava-miafina rehetra izao? Inona aza no mba vitantsika Malagasy e?

Dia ianao ve izany tsy mijery Fou'Hehy koa?
4. endriny ( 15/06/2016 07:46)
Ny marina dia ny olona tia vao
5. stahtam ( 15/06/2016 09:22)

[quote=endriny]
Atao ary hoe fotoana fisehoan'ny zava-miafina rehetra izao? Inona aza no mba vitantsika Malagasy e?

Dia ianao ve izany tsy mijery Fou'Hehy koa?

[quote=stahtam]
Nofinofy ny ieritreretana firenena na vahoaka iray manontolo @ izao andro izao ("inona no mba vitantsika Malagasy?", hoy ianao): ianao manana ny làlana ao an'eritreritrao, izaho manana ny zotra andehanako ka tsy misy ary tsy hisy ho vitanTSIKA izany eo. Ny tsirairay, arakaraka izay mampety azy no manohitra na manaiky ny zava-misy. Efa mondialisation izao ny resaka, any @ fikambanan'ny mpanam-bola ny fahefana sy ny fampianarana ary ny fitaizana (programme scolaire, audio-visuel...)
Tsy mijery Fou'hehy aho ...
6. rhaj0 ( 15/06/2016 12:37)
stahtam:
any @ fikambanan'ny mpanam-bola ny fahefana sy ny fampianarana ary ny fitaizana (programme scolaire, audio-visuel...)

Ity kosa sahala @ ilay propagandy averimberina t@ andron-dRaveloson. Tsy hitanao ve fa @ izao interinety sy reseau sociaux izao, dia mivaralila ireo bokona-be-n'ny audiovisuel sy mpanam-bola fa ny resaka dia mikoriana izay tsy izy.. Ny toa an-dry Vatican izao ohatra mivaralila mihintsy, fa tsy mety intsony ilay toa ny fahiny fahamaisina ka hoe, inty ny dogme, ary ity dogme ity ihany no ampahalalana anao sy fantatrao, ka dia minou fotsy.

Ohatra izao ny tatitr'i Flacourt ity efa mba afaka iarahana mahita ito

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f112.image
Flacourt page 86: ... La sodomie n'est point en usage par cette nation, et leur est inconnue. il y a bien quelques hommes qu'ils appellent Tecats (?), qui sont des hommes effeminés et impuissants, qui recherchent les garcons, et font mine d'en être amoureux en contrefaisant les filles et se vetant ainsi qu'elles leurs font des présents pour dormir avec eux, et même le donnent des noms de filles, en faisant les honteuses et les modestes



Ka dia hitelina ny vava-ratsiny @ LGBT ireo Kristiana.. fa zavatra "natoraly" io, fa ny ao @ Baiboly no, asa ho'a natao-na LGBT inona ilay olombe nanoratra izany, dia lasa alozaina tahak'n'inona, ary dia miboloky tokoany Rakrisy tsy ampiheverana ny Razany sy ny zava-misy..
7. RBNIR ( 15/06/2016 13:02)
Fa maninona no averimberina ny resaka homo rhajo???
8. radoratsimba ( 15/06/2016 13:09)
tsy milay e
9. stahtam ( 15/06/2016 13:25)

rhaj0:

[quote=stahtam] any @ fikambanan'ny mpanam-bola ny fahefana sy ny fampianarana ary ny fitaizana (programme scolaire, audio-visuel...)

Ity kosa sahala @ ilay propagandy averimberina t@ andron-dRaveloson. Tsy hitanao ve fa @ izao interinety sy reseau sociaux izao, dia mivaralila ireo bokona-be-n'ny audiovisuel sy mpanam-bola fa ny resaka dia mikoriana izay tsy izy.. Ny toa an-dry Vatican izao ohatra mivaralila mihintsy, fa tsy mety intsony ilay toa ny fahiny fahamaisina ka hoe, inty ny dogme, ary ity dogme ity ihany no ampahalalana anao sy fantatrao, ka dia minou fotsy.

Ohatra izao ny tatitr'i Flacourt ity efa mba afaka iarahana mahita ito

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f112.image
Flacourt page 86: ... La sodomie n'est point en usage par cette nation, et leur est inconnue. il y a bien quelques hommes qu'ils appellent Tecats (?), qui sont des hommes effeminés et impuissants, qui recherchent les garcons, et font mine d'en être amoureux en contrefaisant les filles et se vetant ainsi qu'elles leurs font des présents pour dormir avec eux, et même le donnent des noms de filles, en faisant les honteuses et les modestes



Ka dia hitelina ny vava-ratsiny @ LGBT ireo Kristiana.. fa zavatra "natoraly" io, fa ny ao @ Baiboly no, asa ho'a natao-na LGBT inona ilay olombe nanoratra izany, dia lasa alozaina tahak'n'inona, ary dia miboloky tokoany Rakrisy tsy ampiheverana ny Razany sy ny zava-misy..

[quote=stahtam]
Raha ny marina tsy mba ifamaliako ny resaka samy manana ny référence ho azy tahaka ito ataonao ito ary i endriny no niantefan'ilay resaka saingy noraisinao moa ilay izy dia voatery ihany aho manao "droit de réponse" (na dia tsy kristiana aza):....misy koa olona mivady @ biby, "natoraly" koa izany, fa ny ao @ Baiboly no, asa ho'a natao-na ZOOPHILE inona ilay olombe nanoratra izany, dia lasa alozaina tahak'n'inona... fa na izany aza aloha tsy loza izany ka! @ samy mino baiboly io no loza fa @ hafa io "naturel" voire "normal" matoa ataony. Deux références différentes
10. rhaj0 ( 15/06/2016 14:44)
stahtam:
..misy koa olona mivady @ biby, "natoraly" koa izany..

Ao @ ilay rakitr'i Flacourt, dia toa izao tokoany

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f112.image
Flacourt page 86: Quelquefois les petits garcons commencent certaines dissolutions avec des veaux et des cabris en presence de leurs parents sans en avoir honte. Les esclaves qui n'ont pas moyen de payer des filles s'accouplent avec des vaches sans punition et sans etre repris.



Samy manana ny references sy soatoaviny sy lojikany ay ny niainany sy ny nianarany ary izay (fombaa) fisainany sns.. marina io.

Raha izaho manokana aloha dia:

1- Raha ny resak'i Flacourt io ambony io ohatra, dia Izay no zava-misy - ny niainana - ny fahalalana sy lojika - ary ny soatoavina sy izay fifampitondran'ny fiaraha-monina t@ izany fotoan'androny sy joegirafia izany, dia izay izany.

2- ny @ LGBT, izay efa nisy fahiny, hatrany Grika na koa ny Thailandese, dia io teo @ RazanTSIKA io koa izany, dia ... asa ho'a raha mba miresaka, na maheno resak'ireo olona ireo ianao eee... Fa misy attirance sa attraction @ SAMY OLONA ao.

3- dia averiko indray, @ SAMY OLONA ny LGBT. Ka raha ahitatrao @ olona sy biby, na species samy hafa izany, dia ... derao-ankalazao-ianao-sy-ny-argumentation-nao-anao-irery-ao izay henatra ho anao.

4- Ny @ olona sy ny biby, averiko indray, species samy hafa, dia .. izay izany no nisy t@ sasany taloha, ka dia izay izany. Fa @ izao fahalalana sy lojika - ary ny soatoavina sy izay fifampitondran'ny fiaraha-monina ANKEHITRIO izao, dia mazava ho azy (aminao) fa olanabe izany TSY mitovy species miray izany.
11. rhaj0 ( 15/06/2016 17:55)
Tohizako kely ilay eo @ olona sy biby :

1- misy abus, fanararaotana fa mahery ve eo ? Eny. MIla manantona ny Societe de Protectrice des Animaux izany, fa tsy hoe biby io dia "tsy manam-panahy" hoy ny Baiboly, ka dia izay tiana anaovana azy.

2- Inona ny vokan'ny firaisan'ny TSY mitovy species eo @ ilay ho teraka ? fahasamponana, na koa tsy misy akoriny moa izany.


Fa ilay teboka 1 izao, dia, io koa ilay firesaky ny "hainao ihany", fa raha miresaka LGBT, dia misy foana manitatra @ pedophilie. Ka apetraho indray ny fisaintsainana :

1 bis- misy abus, fanararaotana fa mahery ve eo ? Eny.


Ka hitanao eo izany ny fahalalana sy lojika - ary ny soatoavina sy izay fifampitondran'ny fiaraha-monina ANKEHITRIO izao. TSY misy tokony ary tsy misy mahazo manao abus eo.
12. endriny ( 16/06/2016 04:42)
Novazivaziako ilay namana hoe: "Ianao tsy mirevy homo kanefa Jesosy izao mety Homo koa satria bandy 12 no nalainy niaraka taminy... mitovy sekisa daholo izany ry zalahy ireo... ka tsy homo ve izany?"

Dia tezitra izy fa "ny ahy hono fanimbazimbana an'Atra mihintsy no ataoko"
13. radoratsimba ( 16/06/2016 04:49)
Ilaina iany les zala ny fananana finoana , tsy aiko za ngamba le oe tery saina fa na tsy mino aza oatra a tena sarotra ho an atidoako zany hoe iny rhajo sy endriny tonga miara miboridana b miara matory ao d samy faly be fa oe naturelle le kajy e salanitra ery ao , na nareo aza v r zala tsy mba kiriko am zany le ? mba olona évolué iany ny tena
14. endriny ( 16/06/2016 05:13)
Io ange tsy safidy kosa fa aleo aloha hazava e, fa desequilibre hormonal io. Izany hoe raha mino isika fa Atra no nahary antsika dia Atra koa izany no efa nahary an-dry zareo hanana an'io tsy firindrana eo amin'ny toe-batana io, ka andeha hanohitra ny napetrak'Atra ary ve isika izany?

Sa ve hoe ivavahana ry zareo sao mba miova ihany, na iantsoana mpiandry handamina an'io hormone misambadidaka io?

Ny olona ho'a tsy nateraka ho mangamaso daholo, fa izay ananana no ahiratra e
15. radoratsimba ( 16/06/2016 06:25)
zay talo nanana alika zay d ledala refa misakafo d tsy azo atonina mints fa tonga d manaiktra d refa ts msakafo ndray lery d falfaly b maita anay. asa i endriny ra oatr zany manana toetra excessif mo zany? oetin instict ny d ts malala tsony oe ty zavatra ty misy lavaka tokony apdirana azy d ty lavaka ray ty zavatr'afa mints no apesana azy :-) efa mazava angamba zany e?
16. radoratsimba ( 16/06/2016 06:32)
"tsy nateraka ho mangamaso daholo, fa izay ananana no ahiratra e"
mba asivo fisainana tahaka an i rhajo oa le zavatra tenenina fa maamenatra b oe samy athée iany fa le eto madagasikara zao v ny oatra d ny any canada tonga enjana be tsy hoe midera an i rhajo fa misy apport iany ny azy a work in progress oziz zany oe tsy ampy hormone enao ndana manampy b lôtra ny hormone nao ndana analao ôtran oe marary iany ane io e voan cancer enao ndana mitsabo tena fa ts oe Andriamanitra no nanao ah d miandry miracle eo mijer an le ol nsehon Jesosy na bdb reny d ts itsabo tena. safidy iany io e oe aleo za marary iany alo aleo za ts normal eto
17. rhaj0 ( 16/06/2016 11:03)
O ry radoratsimba aaa... 'ndana aloha fantaro hoe inona marina ity LGBT. Ny nasesik'i Mopera/Pasitera/Baiboly taminao ny amin-dreo dia ... tena reviredin'ilay olombe-de-l'an-zero, izay... asa ho'a naninonaninona azy ilay LGBT tao, na izy voany, na izy ilay nikoty-tsy-nahazaka ireny, ka dia nohozoniny daholo ny LGBT ho anèny zanaka amampara Kristiana any eee...

Ka dia zahavo ato @ serasera na koa atsy @ bilaogiko, na koa mi-googler-va eee...

Dia rahefa hainao hoe inona ity izy, dia... mety ahitsinao ihany ny teniteny foana ataoanao eo ambony eo eeee... :-)
18. radoratsimba ( 16/06/2016 12:13)
aretin-tsaina aretna hormone zany e zany ar ve d ilaina azavaina b eo lava resaka b nareo zan
ôtran oe efa lahy d n saina miezaka ny o vavy tsotra fotsiny izao refa io le vatana d ekena e ny orientation'io no araina fa ra ny zavatra reetra ao antsainao ao ane no tanteraana ngamba ho ratsy ty tany ty e eto enao d miezaka ny iteraka fa tsy oe dada + dada = zanaka na neny +neny = zanaka terena fotsiny ao an tsaina ao za zao za zao d nefa enao tsy zao akory fa imagination nao ao an tsaina o n oe enao zao hahahaha
19. radoratsimba ( 16/06/2016 12:14)
sa tairo ar oatra ny zanakao la gay e d tonga angataako amnao iz tonga ny nuit de noce tonga d sodomizeko b ledala , in n andraisanao ah am zany?
20. stahtam ( 16/06/2016 12:14)

[quote=rhaj0]
Tohizako kely ilay eo @ olona sy biby :

1- misy abus, fanararaotana fa mahery ve eo ? Eny. MIla manantona ny Societe de Protectrice des Animaux izany, fa tsy hoe biby io dia "tsy manam-panahy" hoy ny Baiboly, ka dia izay tiana anaovana azy.

2- Inona ny vokan'ny firaisan'ny TSY mitovy species eo @ ilay ho teraka ? fahasamponana, na koa tsy misy akoriny moa izany.


Fa ilay teboka 1 izao, dia, io koa ilay firesaky ny "hainao ihany", fa raha miresaka LGBT, dia misy foana manitatra @ pedophilie. Ka apetraho indray ny fisaintsainana :

1 bis- misy abus, fanararaotana fa mahery ve eo ? Eny.


Ka hitanao eo izany ny fahalalana sy lojika - ary ny soatoavina sy izay fifampitondran'ny fiaraha-monina ANKEHITRIO izao. TSY misy tokony ary tsy misy mahazo manao abus eo.
[quote=stahtam]
Ka io na miitatra hatrany @ biby sy olona sy pédophilie aza dia zava-misy koa izany, ary "normal" tahaka ny LGBT ka tsy azo ferana tsy horesahina. Ny mahagaga fotsiny ao anatin'ilay hevitrao hoe: "Ka hitanao eo izany ny fahalalana sy lojika - ary ny soatoavina sy izay fifampitondran'ny fiaraha-monina ANKEHITRIO izao. TSY misy tokony ary tsy misy mahazo manao abus eo": hay ve ny scientiste mba mametraka dogme tahaka izany ihany e! Noheveriko fa tena mampalalaka @ izay mampety ny fiainan'ny tsirairay tokoa no zohinkevitra arahinareo. Sa dogme mbola napetraky ny mpino (baiboly) koa izany hoe "tsy misy mahazo manao abus izany" (fa mba nindraminao)? Averiko ihany fa deux mondes incompatibles mihitsy ny an'ny scientistes sy ny an'ny finoana ka raha milaza ianao fa habadoana ny an'ny finoana dia afaka milaza koa ny finoana hoe: absurdité ny an'ny scientistes satria références samy manana ny azy avy no iaingana anaovana ilay jugement. Raha izao fananganana soatoavina ataonao izao no jerena dia ny loi de la jungle (loi du plus fort) izay efa nisy hatr@ nisian'ny jungle no ravanao. Raha samy "naturel" avokoa mantsy ireo zava-mitranga rehetra ireo (LGBT, pédophilie, zoophilie, manao abus @ izay malemy noho izy...) dia soatoavina an'iza no tokony ananganana lalàna mandrara izany? ny an'ny scientistes sa ny an'ny baiboly?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7008