pilule contraceptive

1. kamita ( 12/06/2016 11:36)
18 taona, mbola tsy nihinana "pilule contraceptive" aho ary tsy nieritreritra an'izany mihitsy taloha. @zao anefa dia mieritreritra ny anomboka ihinana azy io aho raha nahare fa azo antoka tsara ary mba tsy hisian'ny olana.

Mba mila torohevitra avy @nareo azafady, ho an'izay mihinana pilule na mahafatatra mombamomba izany, inona ny pilule mety @ko? Dia mety ohatrinona any ny vidiny? Mieritrerira anantona gyneco ihany koa aho, mety ohatrinona ny consultation anreny? D aiza eto Antaninarivo no misy akaikikaiky?

Ekeko fa mbola tanora aho ary mety hisy hilaza fa aloha loatra raha izao dia efa mieritreritra anizany, nefa tsy aleo ve mitandrina sy misoroka izay zavatra mety hitranga any aorina..
novalian'i Fiffi ny 13/06/2016 16:28
2. kamita ( 12/06/2016 11:38)
Mba mila valiny azafady indrindra ^^
3. Fiffi ( 12/06/2016 19:35)
mankanesa any am gynéco mametraka fanontaniana rehetra....

ny pilules tsy ho hanina tahaka ny mihinana bonbon ...samy manana ny métabolisme ny tsirairay ...izay mety amiko possible tsy hety am nao....ary izay mety am nao , mety tsy hety am hafa...

...suivant les questions hapetraky ny gynéco am nao no hilazany am nao zay mety am nao...ary possible ko we tsy nety ho anao iny nomeny fa aleo solohina hafa...
4. booboo ( 13/06/2016 08:26)
Manatona gynéco klou, dia araka² zay bla² nareo ao ny contraception mety aminao. Misy isa-karazany ny meth. contraceptive, fa tsy hoe pilule ihany akory ;-). Misy patch, misy implanon, misy tsindrona, misy sterilet hormonal (eny, na mbola tsy niteraka aza), ny pilules indray misy ny mini-dosées sns. Dia avy teo koa mety hoe misolo maro² vitsy² ianao vao tena mahita ilay zakan'ny vatanao.
Na izany tsy izany, aza hadino (aza manaiky mihitsy raha vao tsisy préso) ny mampiasa préservatif isaka ny mitsaoka lentika ianareo. Raha toa ka efa nanana RS ianao na ilay miaraka aminao dia manaova test IST/MST, araraoty @ fihaonana @ gynéco ny ahazoana manao an'io.
Isa-taona avy teo rehefa manaraka meth. contraceptive ianao dia tsara miverina any @ gynéco manao frottis sns foana.

Ary hono ho'aho, neninao ve tsy afaka iresahanao an'izany ? na izay vehivavy efa "lehibe" (modelinao, mety famille, tsy haiko e) atokisanao iresahana. Miala tsiny fa tsy fantatro ny vidina consultation sy ny hoe aiza no misy gynéco (ny namanao hafa vhv ve tsy mahafantatra ?)
5. Fiffi ( 13/06/2016 16:28)

booboo:



Ary hono ho'aho, neninao ve tsy afaka iresahanao an'izany ? na izay vehivavy efa "lehibe" (modelinao, mety famille, tsy haiko e) atokisanao iresahana. Miala tsiny fa tsy fantatro ny vidina consultation sy ny hoe aiza no misy gynéco (ny namanao hafa vhv ve tsy mahafantatra ?)




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1425