Raha mba serasera ihany mo....

1. angouz ( 02/06/2016 22:52)
Mba mandinika ihany za fa to tsy mba misy olona mihintsy ato @ ity lohahevitra ity hoe : andao ndray anangana orin'asa lehibe iray ny poniny serasera.org dia ho rava ny fahantrana eto gasikara hummm ! mety milay izany Annn ;-)
novalian'i fredkwel ny 03/06/2016 04:33
2. fredkwel ( 03/06/2016 04:33)
Ndao ary hanangana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1579