miaiky an´ity fitondrana mpamono vahoaka ity aho

1. tovorandria ( 02/06/2016 15:39)
ampahantraina andro aman´alina, izao koa hamaizinina anaty delestazy, d inona ko ny manaraka?? mody manao cinema fôna, oe enjehina ravatomanga, d lylison ko, f´angaha mo nareo mody miady ireo tsy niara-nanongam-panjakana iany tam 2009? izy mianakavy manao izay danin´ny kibony sy mandende erak´izao tontolo izao nefa ny vahoaka na ny hoanina aza tsy hita. tohizo ihany ny adalana ry rajao sy ny tariny a.
novalian'i theomanja ny 22/06/2016 06:03
2. theomanja ( 22/06/2016 06:03)
tena aza misahirana ry tovorandria ... fa cinema daholo ireo..@ zay very isika hono..ary tena mamely mafy ny delestage fa akaiky ny fety.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2826