Mitaky ny Filoha Rajaonarimampianina hiala am-pahamendrehana

1. rabaradaka ( 26/05/2016 13:43)
http://www.madagate.org/madagascar-informations-politiques/a-la-une/5767-hery-rajaonarimampianina-le-jet-falcon-900ex-t7-z0r-lui-appartient-reellement.html

Efa mibaribary ny adalana ataony ary manazimbazimba ny malagasy. Tsy ampy hiaro azy ny fanafodin'ny Claudine sy ny sampy amro be ary ny sorona ataon'io Claudine io. Mametraha fialana
novalian'i theomanja ny 02/06/2016 05:11
2. tovorandria ( 28/05/2016 20:20)
filoha matim-bolam-bahoaka io ve hiala eo.tsy mahay mitondra nefa miziriziry amin´ny toerana tsy antonona ny tena. tsy mahalala menatra
3. vahiny2004 ( 30/05/2016 12:16)
ohatran'ny mbola tsy fay ihany @ ity mividy avion perso ity ! Tsy mba maka lesona ve sa ahoana e ?
4. tovorandria ( 31/05/2016 12:48)
Tena mampalahelo le vahôka milomano anaty fahantrana fa ity izy sy le vadiny d mitsangatsangana mandany volapanjakana no atao raharaha. Sad le ramatoa ita mints oe vô nahita an zany andafy izany. D any mints no ôtran ny nanori ponenana
5. theomanja ( 02/06/2016 05:11)
koa itako fa toa anjely nefa.. devoly velona tsy tia tandindrazana sady mampahantra ny vahoaka.. fa hoe any an-dafy izy no manao shopping ??? nefa ny vahoaka ity misy tsy mihinan-kanina ary betsaka ny sakafo tsy zarizary... Aoka mba ahatsiaro tena ianao ry FILOHA ...HR
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3071