Hay zavatra niaran'ny mpitondra Malagasy (Depiote Sakaraha) avy any Frantsa mihintsy ity fivarotana rongony ity

1. endriny ( 24/05/2016 05:14)
Fomban'ny dadany ihany no ataon'ny zanany lahy koa angaha tsy loza.

arak'ity

Hay efa hatrany Frantsa mihintsy ity mamela hiporitsaka ny mpivarotra rongony ity...

Soa fianatsa
novalian'i theomanja ny 02/06/2016 05:06
2. tovorandria ( 24/05/2016 09:59)
Tarana boandro hono foto bônemba e, ra nivarotra bois de rose ny rainy d ts maints zay ko izy , ra nitondra firenena ny rainy d mieritrerirra ko izy fa ts maints izy no handimby sy ny taranany, ts mahagaga tsony.Ny olona mpanao lalana no tompon ny fanitsakitsahan dalana aorian ny éxecutif.
3. theomanja ( 24/05/2016 12:58)
Dia atao ahoana moa fa izay ny zava misy... fa ny mpahay lalana ihany..no mandika lalana..tahaka ny hoé 2 fois 2 egal 12...
4. tovorandria ( 29/05/2016 17:50)
ny olona tena mahay lalàna , mitandrina ary mahafantatra tsara ny ny mahazava-dehibe ny fanajàna izany. f´agaha nareo mihevitra fa mahay lalàna avokoa izay mpitondra rehetra eo?? ,betsaka amin´ireo anie no tsy manana na dia ataoko hoe bacc aza e
5. theomanja ( 02/06/2016 05:06)
Ka eo ihany anie ilay mpitondra..fa ireo akaiky azy no mandika (izay mahay sy nianatra be dia be momba droit sy...) lalana ary misarika ny mpitondra hanao zavatra tsy mety...
Ka ny fahitavako ilay izy dia toa tena fitaovana fotsiny isika vahoaka fa tsy tena priorité @ ndry lerony ny hampandroso ity M/Car ity...izay voalaza fa betsaka harena voajanahary , ny manampahaizana,..;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4802