Tena ts mahalala menatra mits ity fitondrana ity fa fitondrana inona re ity e???

1. tovorandria ( 23/05/2016 20:34)
Tsy avotra tsony ity fitondrana ity. Ny olona mamorona asa ho an ny vahôka n1 no enjehina ôhatran ireny manenjika alika reny. Mba misaina ary ve le pitondra e???
novalian'i theomanja ny 02/06/2016 09:04
2. theomanja ( 24/05/2016 13:43)
Ny mpitondra tena misaina ka... fa ny akaiky azy no manao ny tsy mety...sady manararaotra no mihoapefy
3. tovorandria ( 29/05/2016 17:54)
iny in1 no tsy hitako, baiko avy amin´ny mpitondra dahôlo anie ireny e,
4. vahiny2004 ( 30/05/2016 12:11)
theomanja:

Ny mpitondra tena misaina ka... fa ny akaiky azy no manao ny tsy mety...sady manararaotra no mihoapefy


Zany an ! Izay no tsy hahitan-DRahery izany hoe miha-mahantra ny vahoaka ! Toa mitady porofo hono izy ... LOL
5. tovorandria ( 31/05/2016 12:51)
Pôka ngamba ny masony na odiany ts ita tsotr zao , efa niteny aho oe ny tonbotsoan ireo iany no imatimatesany . Inona no irarahiny ze mahantra any na firy isan andro aza no maty amin ny hanoanana eo??
6. tovorandria ( 31/05/2016 12:51)
Pôka ngamba ny masony na odiany ts ita tsotr zao , efa niteny aho oe ny tonbotsoan ireo iany no imatimatesany . Inona no irarahiny ze mahantra any na firy isan andro aza no maty amin ny hanoanana eo??
7. theomanja ( 02/06/2016 09:04)
tena marina kosa aloa izay an...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2086