firaisana vao maraina - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

firaisana vao maraina

Lohahevitra : Resa-dehilahy
Fitohizan'ny hafatra : firaisana vao maraina
Valiny : 1
RALFJTJ - 20/05/2016 10:14
k'aiz daholo ry zalahy a,

Mba hampavitrivitrika hiatrehana ny tontolo andro vaovao sy mba ho samy miramirana dia tena efficace be ilay manao rapport alohan'ny hifoha iny (na dia efa nanao impiry ary t@ alina). Andramo anie e!
Valio | Miverina eny ambony
fredkwel - 21/06/2016 15:43
Ka le anandraman az ary tsis kou.
Valio | Miverina eny ambony