hira misy resaka fiarahana/ mariage

1. 0NYAN ( 17/05/2016 20:17)
Miarahaba antsika tsirairay!
misy hira iray izay mahafinaritra ahy nefa tsy mba ita @ net sy heno matetika @ radio koa. Efa hira t@ année fin 90 début 200 izy io! Resaka fiarahana/mariage ilay izy. Toa duo tovovavy tanora no mihira azy. ilay tonony dia tsy aiko mazava fa sendra henoko tao anaty bus ilay faramparan'ilay hira! ireto ny sombiny kely @ tonon-kira (refrain izy io raha ny fahenoko azy) izay tadidiko, mety mikorotana be ka hialana tsiny:
"voatokana ho anay ny andro androany ka tsy ho voalazako ihany, fanambarana ilay fitia ho doria;
fararanom-pitia ny andro androany ..."
toa noheveriko imagine ny mpihira kanefa nitady aho dia tsy nahita. sao misy mahalala na dia soso-kevitra ihany aza @ lohatenin'ny hira sy ny mpihira?
Mankasitraka antsika rehetra! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5134