Dia ho izao ve sisa ?

1. rabaradaka ( 17/05/2016 06:59)
Dia sanatria ho izao tokoa ve sisa no hiafaran'ity vehivavy tsara tarehy nahababo ny fon'ny lehilahy mpanam-bola rehetra na vazaha na gasy ? Lasa rangon'antitra !
Sary nindramina tamin'ny fihaonan'ny Ban Ki-Moon tamin'ny PRM
novalian'i theomanja ny 24/05/2016 13:46
2. theomanja ( 24/05/2016 13:46)
dia tsy hitako izay ho lazaina...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.208