Tsy voafehy ny mpiasa sa ny Ministra Narison M2PATE no bado sy tsy alehany

1. rabaradaka ( 13/05/2016 07:26)
Ilay lahatsoratra ZONE ECONOMIQUE SPECIALE : UN AUTRE PLAGIAT FAIT PAR LE REGIME ACTUEL
(Voir Midi Madagascar du 10 mai 2016, page 9) dia mampiseho fa na tsy voafehin'ingahy Ministra Rafidimanana Narison ny Tale sy mpiasa ao aminy ka nanaonao foana na ingahy ministra sy ny ekipany mihitsy no tsy alehany.
Fa azo eritreretina ho sabotage avy amin'ingahy Rakotovao koa anefa izany.
Hitory ingahy Holijao (Émergence Madagascar) satria dia naka tahaka be fahatany ny zavatra nataony sy nosoratany ireo Talé ao amin'ny MEPATE, ary dia hita any amin'ny site web an'ny fanjakana.
Baraka leretsy tsy misy toa izao. Dia izany ve no ekipa hiarahana miasa koa tsy dia aleo ho eny amin'ny kilasin'ny bado sy dondrona ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2299