Mamy Ravatomanga sy ny PANAMA, nivoaka ny nafenina

1. tovorandria ( 11/05/2016 19:45)
jereo ny voalohandohan´ity vaovao ity fa misy fanazavana manokana mikasika ny resaka PANAMA sy i Mamy Ravatomanga, ôtran´ny tsy mampino mints rey olona hoe maninona ny ankabeazan´ny gasy no mahantra farahidiny nefa maninona no misy olona miliaridera tampotampoka nohon´ny harem-pirenena, fantatry ny rehetra anie fa mpanao afera.na bois de rose nandritry ny tetezamita io olona io e, nefa hatramin´izao d mbola mirenireny eny fôna. Izay hoa le pôlitika malototsika gasy zay.

https://www.youtube.com/watch?v=ZfTEUr8Hlcc
2. rabaradaka ( 13/05/2016 07:29)
efa nampoiziko hoe ao anatin'io raharaha Panama Papers io ingahy Ravatomanga Mamy ! Ireny ny olon'ny fitondrana satria mpinamana akaiky dia akaiky an'i Hery Rajaonarimampianina izy io.
Na izahay aty ambany ravin-kazo aza mahalala fa mainka moa nareo ao an-drenivohitra ao.
Dia atao ahaoana moa fa dia miaritra ny mafy ny gasy e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5116