Mitady namana na correpondant contre ny circoncision

1. ericruj ( 07/05/2016 06:50)
Manahoana daholo,

Mitady correspondant sy namana Malagasy, manana zanaka lahy ary manana intention TSY hampanao famorana an'io zazalahy io.
Ny tenako moa Malagasy ihany, fa mihevitra ahy hoe? meme si hoe fomba malagasy io fomba io, dia amiko, zohan'ny tsirairay no mi jouir entierement de leur corps, et c'est pas aux parents ou beau-parents de decider hoe hampanao na tsia. De plus, il y a pas mal d'etudes scientifiques qui avancent que la circoncision diminue pas mal le plaisir sexuel, donc à mon avis, il n'est point utile. de plus, je pense qu'ici a madagascar, on pratique cette coutume pas parce qu'on le veut, mais parce qu'on veut se conformer ou parce qu'on est sous pression sociale...chose que je n'admets pas du tout et franchement, rien ni personne, n'a réussi à me faire changer d'avis.
Si vous etes dans ce cas, et si vous etes CONTRE la circoncision uniquement, que vous soyez de province, d'ailleurs, ou de Tana, j'aimerais rentrer en contact avec vous. Dans le cas inverse, je ne suis point intéressé.

Voici quelques liens utiles qui m’ont poussé à ne plus accepter cette pratique. Pour moi, ça n’a rien à voir avec le Christianisme (les Américains sont bien Chrétiens, non, mais eux, ont decide d’adopter des attitudes contre la circoncision), comme certaines personnes me l’ont déjà fait mention, mais plus, avec le droit à l’intégrité physique de l’enafnt, car c’est son corps, et nous parents devons lui donner ce choix, c’est notre devoir, et qu’importe ce que pense la femille de ma femme ou ma mere, ou encore les amis.

Ici, une revue scientifique
http://www.circumcision.org/studies.htm

The hidden trauma of circumcision (USA)
https://www.psychologytoday.com/blog/moral-landscapes/201501/circumcision-s-psychological-damage

Un autre journal medical (USA)
http://www.circumcision.org/psych.htm


Ici, des articles de journaux, don’t celui du The Guardian (Anlgleterre)
http://www.theguardian.com/world/2012/aug/28/circumcision-the-cruellest-cut

Telegraph (UK)
http://www.telegraph.co.uk/men/active/mens-health/10995925/Its-time-for-a-proper-debate-on-circumcision.html

Journal du Quebec (Canada francophone)
http://www.journaldequebec.com/2014/01/08/drainville-prie-dinterdire-la-circoncision

une video, en français (pour ceux qui vont encore dire “on ne parle pas anglais”)
http://www.droitaucorps.com/circoncision-psychologie-impact


Dans la vie, il est important d’avoir une indépendence de jugement et ne pas toujours écouter ce que pensent les autres, sinon, on ne vit plus sa proper vie et on n’assume plus ses propres choix si on suit toujours les autres!, et cette mentalité à nous Malgaches de vouloir toujours tout imposer …ça, je ne l’accepterai jamais quoi qu’il advienne!! Ma mere est pour, ma soeur aussi, et mes 2 beau-frères sont à 100 pourcent pour, mais moi, non, je suis à 100 pourcent contre, et c’est mon fils , donc sauf si je suis à 3 mètres sous terre, c’est encore moi qui decide suivant mon proper jugement et base sur des raisons que j’estime être entièrement justifiees.
Miala tsiny tompoko raha somary mivantana fa dia ireo no hevitro ary izaho tsy hoe mi-forcer anareao hanaraka an’ahy fa reha pour ny famorana ianareo, dia tohizo io fomba io satria moa izany no hitanareo fa mety (et je peux comprendre à quell point c’est difficile d’aller à l’encontre d’une tradition qui est ancrée chez nous, nous en plus qui sommes religieux, mais bon…les Américains aussi le sont et leur nation a été batie d’ailleurs sur la religion, mais aujourd’hui, ils sont les premiers à abandoner peu à peu cette pratique qui nuit à la dignité et à l’intégrité de l’enfant) ary aza mi-critique olona izay contre an’io fomba io fa ianareo koa tsy tantinareo terierena…ka aleo tompoko samy hifanaja isika rehetra ary elao samy hanao an’izay mifanintsy amin’ny fomba fijery.


Misaotra mialoha ary Mirary soa an’ny rehetra na momba izy ny famorna na contre (aotran’ny tenako), fa alohan’ny critique, mba mi s’informer-va aloha ary penser- tsar any pour sy ny contre ny arguments rehetra.

Pour ceux qui sont contre la circoncision (parce que franchement, je suis hyper entouré de gens qui sont trop pour), je serais très heureux de discuter avec vous sur mon email. J’ai déjà rencontré 02 personnes (Malagasy ireo olona ireo) qui partagent mon avis en ce moment.

contrenyfamorana at gmail dot com


A.
2. rhaj0 ( 07/05/2016 13:59)
Dia tena tolona miaka-piakarana ny anao ranamana, fa dia mahereza..

Raha any Dago ianao, dia vao mainka mazana. Zahay aty Kanada azany, mba hoe, malagasy mba mahita ny fandrosoan'ny fiaraha-monina sy ny fisainana, na ara-pahadiovana io na ara-pahasalamana, na ara-panajana ny safidin'ny tsirairay, mahita ny faha-samihafana ao anaty fiaraha-monina, nefa ho'a dia tena mbola forain-drizareo daholo ny zanany lahy ee... Dia nefa anie aty izao, rahefa manao baolina, ka any @ vestiaire any, dia mety ny zanany irery no voafora ao, ka mety hadrohadroin'ny namany ao ilaikely eee...


Ka eto @ "Resa-behivavy" eto, tena mba manao antso avo @ ireo renim-pianakaviana aho, mba mijoroa rey olona, dia jereo ny mahasoa sy mahasalama ny zanakao lahy.


Aza avela ho priatin'i bainina ao, ka hoe, "Resa-dehilahy" izany. Ilazao izy, hoe, rahefa @ ireny resaka "excision" @ sipakely ireny hoe, dia jereo tsara hoe ilay rafotsy rangory mpamosavy an-trano, ka izy vehivavy indray no miziriziry ny anaovana ity excision ny zanany vavy.


Fa toa ny excision, manapaka clitoris @ viavy hoe, ny circoncision, manapaka prepuce @ lahy.
3. vahiny2004 ( 13/05/2016 15:06)
Nareo mirahalahy ireo izany izao maniry mafy mba hotohizana ilay anareo notapahin'ny ray aman-dreny fahiny :-D :-D
4. rhaj0 ( 13/05/2016 17:41)
ny efa lasa re ry Vahiny2004 efa rano raraka an-tany aaa... Fa ny Rahampitso Banjinina eee...

Ianao ve ny zanakao lahy noforainao? Dia tena lozanao izany raha izany...
5. vahiny2004 ( 18/05/2016 07:20)
rhaj0:

ny efa lasa re ry Vahiny2004 efa rano raraka an-tany aaa... Fa ny Rahampitso Banjinina eee...

Ianao ve ny zanakao lahy noforainao? Dia tena lozanao izany raha izany...


Fanontaniana tsy mipetraka fa tsy manana zanaka lahy
6. rhaj0 ( 18/05/2016 11:14)
Dia nojerenao fotsiny izany ny zanak'anabavinao no-mutiler-na tao ?
Nijafajafa ilay zaza fa notsentsemanao ny sofinao (sy ny fonao) ?
7. vahiny2004 ( 18/05/2016 11:52)
rhaj0:

Dia nojerenao fotsiny izany ny zanak'anabavinao no-mutiler-na tao ?
Nijafajafa ilay zaza fa notsentsemanao ny sofinao (sy ny fonao) ?


Ha ha ha , tsy nojereko akory aza , angaha tsy loza !

Angaha tsy misy hoe " le mal pour le bien " . Tahaka ny kambo-tsinay, ny kambon'orona sy ny kambo-tenda io e, mila esorina fa mitahiry microbes fotsiny
8. rhaj0 ( 18/05/2016 14:59)
Ka @ izao taona 2016 izao anie ry Vahiny2004, ilay fahadiovana efa mahay daholo eee... Soa fa tsisy fivavahana/kolotora milaza fa, esory tany io ravin-tsofina io fa mitahiry tain-tsofina fotsiny.

ILay "mal pour le bien" indray, toa mitia mirevy sado-maso anie Irahavako izany eee :-)
9. vahiny2004 ( 20/05/2016 08:44)

rhaj0:

Ka @ izao taona 2016 izao anie ry Vahiny2004, ilay fahadiovana efa mahay daholo eee... Soa fa tsisy fivavahana/kolotora milaza fa, esory tany io ravin-tsofina io fa mitahiry tain-tsofina fotsiny.

ILay "mal pour le bien" indray, toa mitia mirevy sado-maso anie Irahavako izany eee :-)


Ndryyy , hita hoe te hamaly fotsiny ianao izany
10. rhaj0 ( 20/05/2016 10:38)
ka ny prepuce moa izany ampitahainao @ kambo-tenda.
1- Ny prepuce anefa taova salama
2- Ny prepuce azany tena taova ahitana fahafinaretana, nefa dia inonao, na ampinoanao olona, fa mitondra fafin'aretina..
3- dia mitondra fahafinaretana ity izy, ka dia hoz'ianao hoe, tapaho any ary ataovy marary ao mihintsy (sado-maso)

ntss.... olona an-tapitrisany re ry Vahiny2004 no tsy mitapaka, fa aiza koa azany ianao izany..
Jereo ato ngo dia lazainao fa "te-hamaly fotsiny aho"
Worldwide approximately one-third of males are circumcised by adulthood, but...
Nobody really knows but organisations campaigning against it estimate that worldwide about one in four males are circumcised.
11. Dreamlover14 ( 03/07/2016 20:13)
Misy an-tapitrisany kosany mitapaka rizareo ah. Raha manaraka ny Baiboly ianao dia tany @ faritra niainan'ny Jiosy no natao io. Tsy midika akory fa tsy nahalala fahadiovana akory ny mponina t@ izany.

Tsy midika koa fa tonga lafatra @ fahadiovana ny amerikanina @ izao fotoana izao. Mipetraka aty Amerika avaratra aho mahalala tsara ny loto sy ny comportement an'ny olona en général ka aoka tsy hilaza isika fa isika no maloto fa ny amerikanina madio. Hevitra nomen'ny fotsy hoditra antsika io t@ andron'ny fanjanahana fa tsy voatery ho marina hatrany
12. calin.brandon ( 13/09/2016 12:11)
Henjana be izany resakareo any andafy any izany. Satria ve mipetraka any dia tsy maintsy manaraka ny fomba fisainan-dry zareo ? Tena tsy mitovy ny resaka circoncision sy ny resaka excision. Tsy mitovy koa amin'ny fanalàna ny taova hafa eo amin'ny tena : na sofina io na kambon-tenda na inona. Ankoatra ny resaka fahasalamana ( ankehitriny dia mihamaro ny mpitsabo tandrefana no mamporisika ny olona hanao circoncision. Saingy tsy sahy miteny be loatra noho ny resaka culture tandrefana ), dia resaka culture koa io. Kolon-tsaina manana ny maha-izy azy. Tsy nanaotao foana ny razan'ny Malagasy.
Tsy resaka kristiana io na tsia, satria ny razan'ny Malagasy izay avy any Israël ( na Jodia no marimarina kokoa ) no nitondra an'io teto.
Ny tandrefana dia milaza fa ny fotsy tsy mifora. Ka na kristiana aza izy dia tsy sahy, na fantany fa tokony atao aza.
Koa raha mahatsiaro tena tanteraka ho toy fotsy hoditra tandrefana ianao na ara-kolotsaina na ara-piaviana na ara-pirazanana, dia aza foraina ny zanakao. Fa manàna kosa honnêteté intellectuelle : lazao izy rehefa lehibe fa tsy noforainao noho ny hevitrao manokana na dia eo aza ny antony ara-pahasalamana sy ara-kolotsaina maha-malagasy izay narianao tanteraka.
13. Dreamlover14 ( 14/11/2016 14:19)
Za aty ivelany fa tsy manisy olana @ famorana. Ny kolontsaina tandrefana manko milaza hoe fampijaliana ny famorana, fa itony tatoo sy piercing mandrakotra ny vatsana itony ve tsy fampijaliana ?

Samy manana ny culture tokoa ka tokony hanaja izany. Izaho voafora, ny zanako lahy voafora, misy dokotera manao famorana aty ary manaiky ny tokony hanaovana izany saingy matahotra araka ny voalazan'ny namana etsy ambony.

Mbola marobe ny firenena mbola manao famorana ankoatrantsika malagasy : Afrika iray manontolo na mainty na arabo, ny jiosy, Azia, amerika atsimo iray manontolo fa tsy hoe miteny ny menasofina (Européen sy USA ary Canada) fa ratsy io dia manaiky daholo izao tontolo izao.

Ireo documentation voalazan'ny namana etsy ambony dia avy @ ireo firenena ireo avokoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1512