Ireo karazana Fivavahana sy Finoana

41. angouz ( 25/05/2016 17:43)
Aleo rehefa any isika miaona fa tsy miady hevitra an'zan itsony za fa efa mpino aho dia ampy ho ahy izay, samy manavotra ny fanahin'io e !
42. rhaj0 ( 25/05/2016 19:03)
lahindroy:
Ny olana iray lehibe mipetraka amin'izao taon-jato faha XXI izao izay ahitana ny faha fainganam-pandeha sy fiparitahan'ny fitaovam-pahalalana era-tany izao dia ity :

nahoana no mbola tena vitsy -indrindra amin'ireo avara-pianarana avy aty amin'ny tany sy firenena tahakan'i Madagasikara sy Afrika mainty na koa Amerika atsimo ...-no tsy mampiasa an'izany fitaovam-pahalalana izany eo amin'ny famakafakana ny tranga-mpiainana an-davan'andro ?

ohatra tsotra :
-mbola firy ny Malagasy nahita fianarana no mihevitra fa ...Andrimamanitra no mametraka eo amin'ny toerany ny mpitondra ( Ratsiraka , Zafy , Ravalomanana , Rajoelina , Rajaonarimampianaina ...)? Misy amin'izy ireo mihitsy aza no sahy milaza fa tsy tongatonga fotsiny eo izy fa tena ...irak'Andriamanitra tokoa !
Ary ny tena loza dia lasa fitaovana ampiasain'ireo mpanao politika tokoa ny fivavahana sy ny finoan'ny olona hanamafisany ny fahefany

-mbola firy ny Malagasy nahita fianarana no mandà ny fivoarana sy fiovana misy eo amin'ny zava-manan'aina hatramin'izay maha tany ny tany ?

Ny @ politika aloha, dia ilay hita t@ wikileak, dia i Ny Hasina Andriamanjato nivolana t@ ilay Ambasadera Amerikana hoe, hotry hotry ny hoe, tena noresahin'Andrmntra izy, ary dia i TGV mihintsy no tena izy aminy, hozy Andrmntra, ka izany no nirotsahany nanohana iny fanonganam-panjakana iny.

Ny @ Gasy nahita fianarana indray dia... tsaroako ho'a ilay namako izay, dia nianatra ny molekiolan'ny benzène tao ampianarana. Dia ilay hoe, ilay double liaison mety ho atsy, nefa mety ho aroa koa: configuration samy hafa, fa molekiola tokana ihany. Dia nihoraka be ny anao lahy, fa hoe, toa izay koa izany hono no hanazavany ny @ Andrmntra, sy ilay hoe, telo no iray. Ka manana configuration telo koa hono izao Andrmntra izao, nefa dia tokana ihany.

Dia mampahonena fa izay izany no nampiasany ny sainy tao eee...

Koa na i RBNIR eto azany, efa mba mi-googogoogle ihany, fa ny ataony dia ny mandroriroritra ny hitany eny, nba hifanaraka @ obsession-ny @ izao lazain'i Jesosy ao anaty Baiboly ao izao. Tsindrotsindrohin-dRaRBNIR toa ny mitsindroka toko aman'andininy ho'a ny termes scientifiques.. natsipiny teto ny "trou noir" sy ny "météorites", ary dia lazainy fa i Jesosy mihintsy no nilaza, ary tena takany hono nadia de l'an zero azany Izy, fa "trou noir" sy "météorites" no ho avy ka dia mibebaha.


Fa aza kivy Lahindroy fa misy ary be ny fanantenana aaa.. ireo zaza miakatra @ interinety mbola kely ireo, mahay mi-google sy mi-youtube ireo, fa TSY ho voarebirebin'izany intsony. Fa dia hiaraka hivanitika amin-dreo izany ny (vitsy) amintsika rahatrizay ka mamerina mamaky ny serasera eto eee... :-)
43. endriny ( 26/05/2016 05:25)

lahindroy:


Ny olana iray lehibe mipetraka amin'izao taon-jato faha XXI izao izay ahitana ny faha fainganam-pandeha sy fiparitahan'ny fitaovam-pahalalana era-tany izao dia ity :

nahoana no mbola tena vitsy -indrindra amin'ireo avara-pianarana avy aty amin'ny tany sy firenena tahakan'i Madagasikara sy Afrika mainty na koa Amerika atsimo ...-no tsy mampiasa an'izany fitaovam-pahalalana izany eo amin'ny famakafakana ny tranga-mpiainana an-davan'andro ?


Hoy I Dadabe Ratsiraka: "Izay tsy mahay Informatique amin'ny taona 2000 dia naman'ny tsy mahay mamakiteny sy manoratra".

Ary tena marina io. Na ilaza ary isika fa betsaka ny manam-pahaizana eto amin'ny firenena, dia izao no tsarovy ny ordinatera sy ny internet eto amintsika dia tsy fitaovana akory fa rendrarendra fotsiny ihany. Hany ka tsy entina anaovana fikarohana akory aza ny ordinatera teny Ankatso fa anaovan'ny olona Jeux Solitaire, ary io hatrany anaty MInistera.

Ny mampihomehy ahy dia misy mihintsy aza ny mijery Porno aty ampiasana, koa aiza moa ny asan'ny ministera no andeha.

Fa io moa ny Frantsay ihany no ianarantsika dia eto isika, ampiasaina amin'ny rendrarendra fotsiny ny fitaovam-piasana.

Izao izao rehefa mandeha manao atrikasa, dia gaga ianao fa manokatra ordi portable daholo ny mpiatrika rehetra. Amin'io anefa jerenao toa tsy misy mitendry masinina maka naoty akory fa toa raisina amin'ny kahie sy sytlo ihany ny zava mandeha. Mampihomehy ilay olona e...
44. rhaj0 ( 26/05/2016 11:48)
marina ny lazain'i Endriny.. T@ vao niforona koa ny televiziona, dia nihoraka daholo ireo mpanabe, fa hoe, izay vao tena hipariaka ny fampianarana.. saingy fialam-boly no mahamendy ny olona.

Fa @ ity kosa mety hafa ny fandehany. Any am-pianaran-janako, dia efa saika ambony ordi daholo. Ny projet ataony, ny agenda-n'ny kilasy dia ifampizarana @ google acount-ny aby ao.. ary rahefa hanao fikarohana izy, dia kinga be mihintsy mi-google, na mitady artikla io na sary sy video, ary na dia ny mitady synonymes fotsiny azany, na ny mitady fehezan-teny tout fait ... ny miala voly mianatra mozika izany, na koa ohatra ny kata @ karate, na ny fikafika @ basikety dia vita ho azy... Tena tsy hitako eritreretina hoe, afaka mianatra na akoriny azany hoe, afaka miaina sy misaina tsisy ordi sy interinety izany intsony izao...

Fa io mila f(ifamp)itaizana sy fampahalalana... Fa raha miverina @ finoana/fivavahana izao.. dia raha vao misy milaza abobo, ohatra hoe maniry ny nifin'akoho, fa jereny @ interinety, ary dia... efa misy tokoany izao ny akoho maniry nify eee... mainka fa izao safo-drano-gaigin'i Noah izao, na koa izao "kintana mirarak'i Jesosy" izao.. hihomehezan'ny akoho toka-nify eeee... :-)
45. angouz ( 26/05/2016 14:54)
Izao kosa aloa e, ho an'ireo mpaka reference @baiboly dia mba jereo tsara fa misy biographian'ny daolo ireny mpanoratra ireny ary dia samy manana ny kolotora niaingany sy nitety tany samy manana ny kolotora avy koa fa mba diniho tsara kosa fa aza atao ho bouclier fotsiny ilay izy mba hentina miady hevitra
46. RBNIR ( 26/05/2016 16:55)
rhaj0:

Koa na i RBNIR eto azany, efa mba mi-googogoogle ihany, fa ny ataony dia ny mandroriroritra ny hitany eny, nba hifanaraka @ obsession-ny @ izao lazain'i Jesosy ao anaty Baiboly ao izao. Tsindrotsindrohin-dRaRBNIR toa ny mitsindroka toko aman'andininy ho'a ny termes scientifiques.. natsipiny teto ny "trou noir" sy ny "météorites", ary dia lazainy fa i Jesosy mihintsy no nilaza, ary tena takany hono nadia de l'an zero azany Izy, fa "trou noir" sy "météorites" no ho avy ka dia mibebaha.

Google = moteur de recherche, rehefa mitady ao dia mety hahita zavatra tsara, nefa torak'izany koa mety hahita zavatra ratsy, mety hahita zavatra marina nefa torak'izany koa mety hahita zavatra diso....
Hoy ny soratra masina hoe : 1 Tes.521 Fantaro ny zavatra rehetra; hazòny mafy izay tsara.
47. rhaj0 ( 26/05/2016 18:47)
Ka ilay approche-nao @ fiainana mihintsy, borné-n'ilay kristianisma, raha ny fahitako azy, rahefa ampiharinao @ google koa, dia mivaralila eeee... tsy mahagaga :
"Tsindrotsindrohin-dRaRBNIR toa ny mitsindroka toko aman'andininy" ny resaka, ka izay mampametimety ny baolinany no "inoany" dia "ivavahany" ary ataony fiki-maty ao, "hazoniny mafy hono"...

Toro-hevitra ho anao : rahefa mi-google ianao, dia anaovy approche siantifika koa :
1- hadihadio antsakany sy andavany, ohatra hoe, "in progress" ve ilay izy, sa efa "établi", na koa hoe hatraiza ny incertitude, ahoana ny echelle des temps, ets....
2- aiza ny références, iza no auteur na ilay site, ary ahoana ny cross-références, koa dia zahavo ilay reproduction indépendente
3- aza matahotra manao remise en question (fa tsy "masina masina" io), fa izay efa "établiÉ kosany dia ekeo fa izay izany ny fahalalan-draolona eo
4- ary fitaovana koa io google fa tsy tokony atahorana
5- etsetra...

Ny ankizy ankehitrio (ny anay k'lou) dia efa kinga be mihintsy mamadibadika io google io eee.
48. angouz ( 26/05/2016 20:36)
Pitaiza aram-pinoana anankiray no nampitandrina anahy @nio fomba famakina baiboly io fa tsy hoe akory t@google an, fa ilay madibadika google aloha azo ekena.
49. RBNIR ( 27/05/2016 05:35)
rhaj0:

Ka ilay approche-nao @ fiainana mihintsy, borné-n'ilay kristianisma, raha ny fahitako azy, rahefa ampiharinao @ google koa, dia mivaralila eeee... tsy mahagaga :
"Tsindrotsindrohin-dRaRBNIR toa ny mitsindroka toko aman'andininy" ny resaka, ka izay mampametimety ny baolinany no "inoany" dia "ivavahany" ary ataony fiki-maty ao, "hazoniny mafy hono"...

Izany hoe efa lasa mitovy amin'Andriamanitra indray koa i rhajo ankehitriny ka mahafantatra fa ao anatin'ny olona iray dia afaka "mitsara" fa tena borné an!!!
Fomba fijerinao "ivelany" ihany anefa izay rhajo....Tsy hahafantatra mihitsy izay ato anatiko ianao....
50. rhaj0 ( 27/05/2016 10:56)
RBNIR:
Izany hoe efa lasa mitovy amin'Andriamanitra indray koa i rhajo ankehitriny..

Mba ovay @ izay ilay hira eee... aiza nama koa izao Andrmntra/Jesosy/Devoly/Anjely/Baiboly... izao foana no ao am-bavanao... Izay eo mba resahina ry RBNIR fa tsy izao imagination imaginaire-nao irery ao izao foana eeee...
51. RBNIR ( 27/05/2016 11:24)

rhaj0:

RBNIR:
Izany hoe efa lasa mitovy amin'Andriamanitra indray koa i rhajo ankehitriny..

Mba ovay @ izay ilay hira eee... aiza nama koa izao Andrmntra/Jesosy/Devoly/Anjely/Baiboly... izao foana no ao am-bavanao... Izay eo mba resahina ry RBNIR fa tsy izao imagination imaginaire-nao irery ao izao foana eeee...

Raha tsy nisyny AfoB dia mety ho niova ihany ilay hira....
Saingy......« Aza mety hofitahina ianareo; Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin'ny olona no hojinjany. » (Gal.6:7)

Sady efa tena antomotra ny fotoana....
52. rhaj0 ( 27/05/2016 12:52)
K'efa hoe TSISY izany afoB izany, fa rahefa maty ianao, dia lasa vovoka ilay nofo aman-taolana.. dia vita. Fin de l'épisode-nao.

Efa im-10 lazaina fa samy ni-imaginer tao daholo ireo mpino, ka ao no milaza fa afo milelalela hono, ao ny milaza fa vilany feno rano mangotraka...

Fa tena mba tsy lasa lavitra koa anie izany imagination-nareo izany ry RBNIR raha afo milelalela no AfoB, nefany ilay "fanahy" imaginer-nao io angaha inflammable.. dia ny taolana ama-nofonao efa lasa vovoka, angaha misy ho dorana intsony.. Amorony revirevy vaovao miaraka @ Herinirina ao fa .. hihomehezan'ny akoho toka-nify ao ianao :-)
53. RBNIR ( 27/05/2016 12:54)
« Ary aza matahotra izay mamono ny tena, nefa tsy mahay mamono ny fanahy; fa aleo matahotra Izay mahay mahavery ny fanahy sy ny tena ao amin'ny helo*.» (Mat.10:28)
54. rhaj0 ( 27/05/2016 14:11)
RBNIR:
« Ary aza matahotra izay (..) tsy mahay mamono ny fanahy; fa aleo matahotra Izay mahay mahavery ny fanahy ...

Ka dia ataovy matevina azany ny pataloha, ary ampio couche mihintsy ho'a eee...
Nareo izany mi-carbure @ "tahotra"...
55. angouz ( 27/05/2016 14:15)
On dirait deux ..... qui se dispute :-)
56. lahindroy ( 27/05/2016 16:30)

Maniry fahasalamana ho an'ny rehetra

Fanontaniana fohy no apetrako :

Eo amin'ny fifanakalozan-kevitra , mitondra fivelaran-tsaina sy fahalalana ve ny fitanisana toko sy andiny ?
57. angouz ( 28/05/2016 12:44)
Miarahaba ! amiko aloa mitondra fivelaran-tsaina sy fahalalana io ra
ha toa ka tsy mandray an-tendrony ny anankiray.
58. lahindroy ( 28/05/2016 13:31)
angouz:

Miarahaba ! amiko aloa mitondra fivelaran-tsaina sy fahalalana io ra
ha toa ka tsy mandray an-tendrony ny anankiray.


Ny fiarahabana dia efa vita tary amin'ny lohahevitra hafa kanefa dia averiko ho antsika izay mamaky ato ; koa
Salama tompokolahy , salanitra tompokovavy (tsy hoe manao kopie-collé an'i Mika aho akory-ilay mpanolotra "ny aty aminay" fa fomban-drazantsika iraisana io fifampiarahabana io )

-mba azonao velabelarina ve ny maha "fandraisana an-tendrony" ny mpandray anjara anankiray eto rehefa fitanisana "antoko sy andiny" no porofo entin'ny ankilany ?

-fanaporofona ny fahamarinan-kevitra ve ny fampiasana an'ireny "toko sy andiny "ireny ( izany hoe fahamarinana , eken'ny rehetra na inona na inona finoany -mpanaradia finoan-dRazana , silamo , hindouista , bouddhista ,jiosy tsy kristiana , ...-na koa ny tsy finoan'ilay olona mandray anjara )?

-marihako farany fa tsy mandà kosa ny tenako ny mety hitondran'ny fivelarantsaina na fampitombo-pahalalana ny famakafakana sy fandalinana an'ireny "toko sy andiny " avy amin'ny baiboly ireny -fiheverana izay azoko lazaina fa mitombina na inona na inona boki-pinoana na foto-pinoana tiana ho alalinina !
59. rhaj0 ( 28/05/2016 15:25)
Raha ny fahazoako an'i Obama ohatra, dia ny azy, ny FInoana, na koa ireo "toko aman'andininy" ao @ Baiboly, dia INSPIRATION fotsiny ihany. Fa kosa, izay fanapaha-kevitra raisina, rahefa avy mi-s'inspirer avy @ Finoana/TokoAman'Andininy eo, dia hamarinina/hamafisina/... @ Siansa/Pisikolozia/Sosiolozia/Soatoavin'nyTaona2000+/sns...

Afaka maka "inspiration" @ tantaran"Ikotofetsy na koa ny an'i Confucius, na koa Star Wars sy ny "When Harry Met Sally" ohatra koa ny rehetra. Fa kosa, tsy hoe izay nitombona tao, t@ fotoan'androny tao, na koa t@ situation-ny tao, dia aoka hazava tsara fa izay TAO dia nitombona TAO. Fa kosa, ny zava-misy atrehina izao kosany, dia SASA-NANGY SAMY HAFA.

Ka raha atao hadrohadro, raha ny Kristiana ve moa mbola mazoto be, ary tsy mahalala afa-tsy ny hanasa ny nanginy @ savonin'ny taon-jato zero-ny ao, dia... asa ho'a, rahoviana izy vao ho tonga saina, fa TSY toa azy daholo anie ny olona rehetra. Ary ity fomba Kristiana manabosibosika ny olona hafa hanasa nangy @ izao savonin'ny taonjato zero izao foana io no mandoto ny rivo-piaraha-monina eee...
60. harenadanny ( 28/05/2016 15:45)
zah lu mino fa tena misy reo! sad manimb ny fiainan ny olona!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3755