Manahoana daholo, Mitady correspondant sy namana ...

1. ericruj ( 05/05/2016 10:46)
Manahoana daholo,

Mitady correspondant sy namana Malagasy, manana zanaka lahy ary manana intention TSY hampanao famorana an'io zazalahy io.

Ny tenako moa Malagasy ihany, fa mihevitra ahy hoe? meme si hoe fomba malagasy io fomba io, dia amiko, zohan'ny tsirairay no mi jouir entierement de leur corps, et c'est pas aux parents ou beau-parents de decider hoe hampanao na tsia. De plus, il y a pas mal d'etudes scientifiques qui avancent que la circoncision diminue pas mal le plaisir sexuel, donc à mon avis, il n'est point utile. de plus, je pense qu'ici a madagascar, on pratique cette coutume pas parce qu'on le veut, mais parce qu'on veut se conformer ou parce qu'on est sous pression sociale...chose que je n'admets pas du tout et franchement, rien ni personne, n'a réussi à me faire changer d'avis.

Si vous etes dans ce cas, et si vous etes CONTRE la circoncision uniquement, que vous soyez de province, d'ailleurs, ou de Tana, j'aimerais rentrer en contact avec vous. Dans le cas inverse, je ne suis point intéressé.

It ny mail-ko: contrenyfamorana arobase gmail dot com
Misaotra mialoha,

A.
2. endriny ( 07/05/2016 08:46)
Fa hono ho'a: Angaha moa ilay famorana fomba Malagasy tsy maintsy atao?

Ny Malagasy any amin'ny faritra sasany izao tsy manao famorana.

Fa io fahasalama no tena tandroana amin'io fa tsy hoe fomba tsy maintsy atao akory ka.
3. angouz ( 09/05/2016 22:11)
misy loto miangona ao anatin'ilay hoditra d izay no antony nanesoran' zareo izay namorona anio fa tsy voatery kosany aloha hoe, satria ny vatana rehetra dia azo diovina daholo rehefa minasa vatana raha mahavatra.
4. vahiny2004 ( 11/05/2016 07:56)
ny teny malagasy koa ity no efa nolavinao ka inona moa no azo ambara ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1165