lalao serasera

1. vazivazo ( 04/05/2016 05:04)
Tena tsy tsaroako hoe taiza no nahitako ilay hoe lalao serasera iny ry Hery an: misy ilay dikan'ny anarana, ny voninkazo, sns e,
Izany hoe raha mba te hiditra @ iny dia aiza ho aiza ato?
Sao mba azo atao raha alahatra etsy @ lohahevitra ilay izy, toa tsy tazako ao anatin'ilay hatsikana sy lalao koa mantsy.

Misaotra mialoha
novalian'i hery ny 04/05/2016 06:41
2. hery ( 04/05/2016 06:41)
http://lalao.serasera.org ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3884