You are here: home > Forum

ROA ARIVO ARIARY

Lohahevitra : Eritreritra mandalo
Fitohizan'ny hafatra : ROA ARIVO ARIARY
Valiny : 1
SYLLA8 - 28/04/2016 09:26
Hoy ity namako anankiray niteny hoe:"manalasala hoatran ny roa arivo; entina eny an tsena hoatrany kely loatra,atao rakitra hoatrany be loatra"!
fahidirana ve izany sa hoe aôna!?
Valio | Miverina eny ambony
hery - 11/08/2016 09:21
Kely dia kely ny 2000 ariary ka tokony ho azo atao rakitra am-piangonana tsara. Ny olana dia efa zatra manao rakitra amin'ny sandam-bola kely indrindra ao anaty poketra isika dia manjary 100ar na 200ar no atolotra.
Valio | Miverina eny ambony