Vevavy

1. ranjafirmin ( 26/04/2016 18:25)
ren vevav ren les zalah be lou ka! marn e,, mapte andak mits.. voten fon elah aw atran nef ef velompotsn kial.. hodakak lty zalah nena a!
2. ranjafirmin ( 26/04/2016 18:32)
3. hery ( 28/04/2016 02:26)
lolll hoy ilay olona iray izay hoe matoa ianao tenenina dia:

1. Na ilay miteny izay no be menomenona tokoa ka na dia efa mandeha tsara aza ny ataonao mbola mimenomenona ihany izy

2. Na misy tsy mety tokoa ny nataonao ka izy no mahita azy.


Matetika ilay 1 foana no eritreretintsika fa tsy tonga ao antsaina mihitsy ilay 2.

Koa diniho ihany.
4. mirananirina ( 08/05/2016 08:00)
Mila tsy azoko mihitsy tiana holazaina @ ilay soratra.
Tsy ny vehivavy ihany no be loha, fa ianareo lehilahy koa.
Izany hoe rehefa tia dia manaraka hoazy ny ankilany dia ohatra hoe be loha izany.
5. nilex ( 10/05/2016 09:51)
mety marina fa be loha tokoa ny vehivavy fa mila lehilahy henjana koa ny fanambadiana e na ny fiarahana e.Henjana araka ny tokony ho izy io fa tsy hoe mamono sy mibetroka no tiako hambara a.
6. theomanja ( 24/05/2016 09:36)
tena mety aloa ny any mirananirina...
tsy ny vehivavy...be loha..fa ianareo lehilahy koa...

fa ny tena izy dia ny vehivavy tsy be loha fa mafy saina...fa ny any lehilahy no be loha...
fa @ko ny vehivavy tsy mafy saina zany... fa araka2 ny itondranao azy foana io...
ny tena mety aloa ny teny mamy sy....no tena tadiaviny vehivavy @ntsika lehilahy...
andramo fa milamina io eee
7. asylumefreder ( 31/05/2016 12:49)
Aza dakan kus rangah a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1962