ny teny tiako ho lazaina anie dia ilay kolontsain... 
ny teny tiako ho lazaina anie dia ilay kolontsaina malagasy zay ten very tanteraka mihintsy e! satria maty ny tekonlogia vaovao , ny fomba amam panao malagasy toa tsy hita taratra intsony reo ankizy izay liana tamin ' ny famakiam- boky@ireny trano famakiam- boky ireny. ny fahalalam pomba na aiza na aiza toerana aleha dia ahitana reo zatovo lahy vavy eny hatrany anaty fiara fitanteram- bahoaka ireny dia eny manao ny ataony reny , tsy misy olom - pady sns tsetratsetra tsiaritra ny ahy iny ary mampahalahelo fa tena very ny kolontsaina malagasy
misaotra indrindra o! |
Valio |
Miverina eny ambony
Tohizo atsy ihany ny resaka...
Tsindrio ilay hoe Valio eo ambany. |
Valio |
Miverina eny ambony