manao ahoana daol ; eo @ fitiavan ve rah ara...

1. den ( 25/04/2016 05:47)
manao ahoana daol ; eo @ fitiavan ve rah araka ny eritreritr maro karazana izy reo ; ao ny fitiavan tena fitiavana any ny an tery ka io an tery io ndrindra no ten miseho ny olana ! voalohany tsy mbol mifankahalala tsara ny izy roa tonta ohany lay vavy sy lahy io ao koa lay hoe bevohok ka tsy maints atao ny raharah : ao ihany koa rlay lahy na vavy mbol tsy te hanambady fa noho ny zava mis zay natao toy ny kilalao ihany ny fiarahan dia voatery tsy maints niroso @ fanambadian dia ao no miseho ny olona : fa ny tsara indrindra dia hafa mitsy lay fitiavan vokatr ny fo tsy mis ankolak na teritery : ndrindra koa rah manana ny atao hoe fandeferanazay no tsara ndrindra : ny fanaovana fifanankalozan kevitra na table ronde oy ny vahin zay dia aposak eo daol ny hevitr dia milamin sy miravina ny didasida ; ny fitiavan manko toy afo ka tsy kilalao
novalian'i theomanja ny 24/05/2016 09:50
2. hery ( 28/04/2016 02:23)
Eny, efa hitako manomboka azonao tsara ilay izy. :-)

Misy ny olana fa tsy misy olana tsy voavaha. Raha milalao fitiavana dia lalaovin'ny fitiavana eny ihany. Raha niterateraka tampoka ianareo dia diniho tsara aloha vao miditra amin'ny fanambadiana satria resaka mandra-pahafaty io. Kanefa koa tsy tokony miala avy hatrany satria misy zaza tsy anan-dray eo...
3. mirananirina ( 08/05/2016 08:04)
Matoa bevohoka dia misy fitiavana ao sa ahoana?
Raha tsy hoe violéna angaha.
Amiko izany tsy antery ny fanambadiana rehefa bevohoka ilay sipa na mbola kely aza.
4. theomanja ( 24/05/2016 09:50)
Ny violéna aloa toa sarotra ihany...
ny fitiavana aloha avy @ 2 ary avy eo bevohaka ny 1...
matoa bevohoka misy ny mpanao azy ao...ary mety fa nifanarahana mialoha... toa izao na toa izao ny tantara ny film gasy rehefa miseho ...fa tsara aloa ny mifampidinika ela ela mihitsy ny tena izy...sao dia tratra ny mainka mainka foana nefa ny entana tsy voafehy na adino aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1595