mila fanampina

1. rickardorickardo2 ( 23/04/2016 13:03)
mila fanampina f marar loha lava!
novalian'i rhaj0 ny 16/05/2016 13:49
2. hery ( 03/05/2016 00:09)
Mila mijery sao dia tension an. Na ambany na ambony dia marary loha foana. Fa raha ambony no tena mety grave...
3. rickardorickardo2 ( 07/05/2016 07:27)
mer6 bcp
4. endriny ( 07/05/2016 08:48)
Tokony manantona dokotera, na dispansera
5. rhaj0 ( 16/05/2016 13:49)
isan-karazany ny antony mamparary an-doha. Fa raha marary an-doha "foana", dia ... tena mila manantona dokotera tokoany, ny pire, dia mety mila manao scan ny loha, sao sanatria misy raha mibongana ao (tsy voatery cancerigene).

Fa @ ankapobeny, dia ataovy tsara ny hygiene de vie-nao eee... ny sakafo, ny miaina (respiration) sy exersisy, ny ampy torimaso sy ny tsy mamorona stress.

Satria raha ohatra hoe migraine indray io, dia hygiene de vie no mety fanafodiny..

Fa raiso an-tsoratra mihintsy izay mitranga sy ny zavatra manodidina ao, hoe inona no naninona eee.. Fenoy ny agenda-nao ao. Satria mety hoe sakafo no mandrangitra ny migraine-nao, na hoe reraka, na hafanana, na miady aman'olona ets...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6514