FIHAVANANA

41. rhaj0 ( 30/04/2016 18:23)
harenadanny:
zany an!

hi hi hi... ianao azany koa vita oha-pitenenana, f'angaha tsssyyyyy...

"Aza Mba Manao Harena Danin'Ny Kibo... 'Zany An..." :-) :-) :-)
42. harenadanny ( 01/05/2016 15:36)
enw ku zany!
43. RBNIR ( 02/05/2016 05:21)
rhaj0:

hi hi hi... rahefa mitantara ny fahagagana nataon'i Jesosy ireto olona, dia deraina hoe "vavolombelona". Rahefa mitantara ny toetran'i Jesosy, les mêmes olona, dia lazaina hoe, "fanaratsiana". Nefa anie ilay olona mba mitatitra zava-misy fotisny. Lozanao ry RBNIR.

Fa efa hita io re ry RBNIR fa glutton (sain-kanina) sy drunkard (mamolava) i Jesosy, fa kosa, niaiky azy ireo "vavolombelona" ireo, ary izay ilay exemple fara-tampony amen'i Jesosy, fa na dia sain-kanina sy mamolava azany IZY, dia ny fahagagana vitany dia tena "nohamarinin'ny asany"

tsy hitanao ve ao @ fiaraha-monina ao, betsaka ny dokotera chirurgien mamolava sy sainkanina koa, fanefa ny fahaizany dia "nohamarinin'ny asany" eee... :-)

tsy olona mitovy : ireo nolazainy fa vavolombelona dia ireo mpianany sy ireo mpanaradia Azy,

« Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara, satria ianareo efa teto amiko hatramin'ny voalohany. » (Jao.15:27)

Ireo voalazany ato kosa dia tsy mpianatra na mpanaradia Azy fa antokon'olona hafa mihitsy...et ils disent : C'est un mangeur et un buveur, mpandainga, mpanaratsy......Ary dia mbola misy izany antokon'olona (tsy mpanaraka) fa mpanaratsy sy mpandainga izany mandraka androany...
44. rhaj0 ( 02/05/2016 11:13)
Baiboly:
olona fatra-pitia hanina sy mpisotro divay, sakaizan'ny mpamory hetra sy ny mpanota

Dia mandinihi-tena re ry RBNIR fa ireto averiko ny nolazainao. ngo dia tsy takatrao, na odianao fanina, fa io mazavabe io izany ilay fomban'i RBNIR (kristiana)..

Avy @ ilay fehezan-teny tokana ao @ Baiboly io ambony io, dia

1- rahefa mampamanjamanja ny baolina, dia arentirentin'i RBNIR ilay belazao sy ny (tapaky ny) fehezan-teniny...
RBNIR:
Vakio tsara fa ny fitazanan'ny olona an'i Jesosy dia sakaizan'ny....mpanota".......Rehefa tian'ilay olona "ny mazava" dia lasa "mpisakaiza" izy roa tonta....

2- fa rahefa mahamenatsa ny baolina, dia aratsian'i RBNIR ilay belazao sy ny (tapaky ny) fehezan-teniny...
RBNIR:
Lazan'olona=fanaratsiana.....rehefa tsy tia hoy aho dia lasa mpanaratsy.....et ils disent : C'est un mangeur et un buveur, lazan'olona = fanaratsiana......

Dia toa izay hatrany.. tsindrotsidrohina izay toko aman'andininy metimety ao, dia izay no atao fiki-maty ao @ fi(s)ainana ao.

Fa efa vita hira ho'a ianao RBNIR aaa... :-)

Mifohaza Ra-RBNIR Fa Maraina Izany Andro...
45. RBNIR ( 02/05/2016 11:16)

Izay ilay ataoko hoe tsy misy fantatrao ny ao rhajo....Imaginationao no ianteheranao...izay zavtra fantatrao no hanimbanao ny tenanao.....
46. rhaj0 ( 02/05/2016 11:42)
eny azany fa izaho indray izany no be resaka ka mi-imaginer ny ... imagination-n'i RBNIR ee...

Fa mampalahelo mihintsy ianao ity ry RBNIR.. Ny tenanao izany io no manomboka hitanao fa ao @ ilay hoe "Imaginationao no ianteheranao...izay zavtra fantatrao no hanimbanao ny tenanao....."

Fa dia mbola ao anaty déni Ingahy rainy, ary dia mbola mandà mafy hoe, mbola mety ny baolinany ao, ary atsipiny ho izaho no toa izany.

Fa tsy maninona ee... efa dingana iray lehibe io vitanao io RBNIR.. Ny manaiky IANAO fa MISY olana mihahohaho ao.. Dia @ dingana manaraka, manaiky ianao fa IANAO no manana ity olana.. Dia @ dingana manaraka, dia .. hifoha @ izay Ra-RBNIR fa atoandro ny andro eee...
47. RBNIR ( 02/05/2016 12:20)
rhaj0:

Fa tsy maninona ee... efa dingana iray lehibe io vitanao io RBNIR.. Ny manaiky IANAO fa MISY olana mihahohaho ao.. Dia @ dingana manaraka, manaiky ianao fa IANAO no manana ity olana.. Dia @ dingana manaraka, dia .. hifoha @ izay Ra-RBNIR fa atoandro ny andro eee...

Tsy izaho no manaiky....Fa ny tenin'Andriamanitra no mampahafantatra ny toetran'ny olona tsirairay avy......« Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo. » (Heb.4:12).....
48. rhaj0 ( 02/05/2016 13:07)
hi hi hi... izay foana ihany ho'a ilay reaction-dry Kristiana eeee.. tonga dia miverina miafina mikoboka ao anaty bodofotsim-Baiboly rahefa mihozongozona ny tany, dia mitoreho mamerimberina manitrikitrika ny Baiboly... hanamarinany ny Baiboly.

Fa calme RBNIR aa... mifoka rivotra tsara.. dia mipetraka tsara... dia mandinika miadana.. dia manaiky hoe, dia fa maninona koa azany ny tenanao ity ry RBNIR, efa mba lehilahy lehibe ihany, nefa dia mino sy nampinoana antsanga tsy aman'orana lava izao, dia mbola mihinzingizina tahak'n'inona foana eto..

TSY hadisoanao anie izany, fa ianao azany mba mampalelo fa victime ao eee...
49. RBNIR ( 03/05/2016 01:53)

Andriamanitra dia MISY ary izao no voasoratra....« Ny zavatra rehetra dia efa natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala ny Zanaka afa-tsy ny Ray, ary ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian'ny Zanaka hanehoana Azy. » (Lio.10:22)

MISY ZAVATRA FANTATRO TSY FANTATRAO.....MISY ZAVATRA IAINAKO TSY HIAINANAO....
50. RBNIR ( 03/05/2016 02:03)
......tsy misy mahalala ....... ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian'ny Zanaka hanehoana Azy....

MISY ZAVATRA FANTATRO TSY FANTATRAO.....MISY ZAVATRA IAINAKO TSY HIAINANAO....

MATOA AHO MITENY AMINAO HOE MISY IZY DIA TENA MISY IZY ......

TSY MITOVY AMIN'NY FITORIANA EFA HITANAO HATRAMIN'IZAY IZAO FITORIANA IZAO FA ZAVATRA REEL NO IANTEHERANA.....FA TSY IMAGINATION.....

« ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo. » (1 Kor.15:14)

IZAHO MIJORO VAVOLOMBELONA TENA MARINA FA NATSANGANA TAMIN'NY MATY I KRISTY SATRIA VELONA IZY ANKEHITRINY....ARY MARINA DAHOLO IREO VOASORATRA AO ANATY BAIBOLY IREO.....

« Fa ny teninao no hanamarinana anao, ary ny teninao no hanamelohana anao. » (Mat.12:37)

TSY HANAMARINA NY TENAKO AHO FA VAKIO IREO NOZARAINA REHETRA TETO!!!

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
51. harenadanny ( 03/05/2016 02:57)
ka zao eh! ts hitovy hevitra mihitsy ny olon f samy manana ny azy! fa samy mtazon ny heviny fotsn!
52. rhaj0 ( 03/05/2016 13:08)
Ka inona no tadiavin'i Harenadanny atao eto @ serasera eto azany ee... Rahefa "samy manana ny azy", araky ny filazan'i Harenadanny azy, dia samia ve izany ho'a mihidy any @ vohitrakeliny any no tianao lazaina???

Raha ianao Harenadanny moa hanakatona ny fi(s)ainanao any, dia mahasoava aminao any azany ee.. Fa ny Ankizy mandalo eto anie, mety mba tia mijery tsara ny "hevitra" isan'isany.. Ny olona anie, subconsciemment, mbola tena tia ny midinidinika, ary tena mbola tsy manary (toa anao) ny fahendren'ny Razana ho'a ee...

Ny Isavasavana an' Iraviny, Hahitana An' Ifotony
53. RBNIR ( 04/05/2016 02:09)
Matio 23
37 Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay irahina ho aminao, impiry Aho no ta-hanangona ny zanakao, tahaka ny fanomban’ ny akoho ny zanany ao ambanin’ ny elany, fa tsy nety hianareo!

Ho maro ireo izay hanenina any aoriana any satria any izireo vao tena hatsapa fa kay efa niala nenina mafy taminy marina tokoa Andriamanitra fa izireo mihitsy no tsy nety......
54. rhaj0 ( 04/05/2016 14:09)
Hono ho'a ry RBNIR... Raha ny zanaka naterakao izany ohatra maditra, na dia "efa nialanao nenina notenenina" azany, dia ahoana..

1- avelanao ho faty, ary ho tsy hita faty any izany izy ??

2- sa moa dia tena ho vonoinao mihintsy, satria ianao @ io manana ny fahefana hanao izany ??

"Mino" aho fa TSY hanao izany ianao, ary ho vaky vava hoe, mba karazana raiamandreny inona koa azany no mba manao izany, tsy mba manana fon-dreny ary toa sahala @ tsisy saina, ka rahefa TSY mihaino ny ala-nenina nataony hono ity zaza dia ho ariana faty any ????

55. RBNIR ( 05/05/2016 16:02)
rhaj0:

"Mino" aho fa TSY hanao izany ianao, ary ho vaky vava hoe, mba karazana raiamandreny inona koa azany no mba manao izany, tsy mba manana fon-dreny ary toa sahala @ tsisy saina, ka rahefa TSY mihaino ny ala-nenina nataony hono ity zaza dia ho ariana faty any ????

Izany hoe ny an'i rhajo izany raha sendra ka manaikitra nono ny zaza dia tonga dia ramatoa indray no mahazo tsiny????.......
56. rhaj0 ( 05/05/2016 22:12)
Manakifika fa TSY mandrakizay doria amen.. Ny Andrmntrao anefa tena "rahefa tsy manaraka ny didiNY" ka 'nialaNY nenina" dia ... mandrakizay doria amen. K'io ilay hoe, mba karazana Dieu créateur sy Dieu moral inona koa azany n'enareo izany k'le...
57. RBNIR ( 06/05/2016 06:14)
Donc, rhajo "choisi" son Dieu alors qu'il sait qu'il a un Dieu (mais il le déteste)??? car il "croit" avoir le droit de le juger......
Tsy maninona fa anao sy IZY izay tsy iadiantsika hevitra, fa ny ahy aloha dia nanetry tena aho, ary rehefa nanatry tena aho dia tao anatiny tao no nahatsapako fa tsy nandainga IZY raha niteny an'ity teny ity...« Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy. » (Sal.34:8)

Fijoroana vavolombelona : MARINA IO TENY IO!!! saingy mila mizaha aloha izay vao hahita!!!

Hisakana antsika tsy hizaha anefa ny jugement ao anatintsika ao!!! Manetre tena e!!!

« Fa izay manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra. » (Matio 23:12)
58. rhaj0 ( 06/05/2016 10:37)
RBNIR:
Donc, rhajo "choisi" son Dieu alors qu'il sait qu'il a un Dieu (mais il le déteste)??? car il "croit" avoir le droit de le juger......

hi hi hi... mahazo teny vazaha @ RBNIR mihintsy aho ity :-)

Raha ny fahitako azy aloha, dia tena SAFIDY-nao marina mihntsy ny mivavaka @ izay Dieu-nao ao. Na ny marimarina kokoa, tsy nanan-tsafidy ianao fa izay no nopriatin'ny vohitrakely misy anao tao.

Raha teraka tany Mongolie ianao dia mety efa Buddha kely; raha taty zamerika, dia efa nivavaka t@ Grand Manitou.

Fa rahefa ampiasaina ho'a ilay coco ry RBNIR, indrindra @ izao andron'ny interinety ka miparitaka izao ny fahalalana, fa tsy hoe, mihidy ao @ vohitrakely. dia ... hi hi hi ... anao ny manohy azy :-)
59. Ravonjison ( 06/05/2016 16:15)
Manao ahoana daholo a,

itý ny ahy no mba hitako mikasika io fivavahana sy fihavanana io. Voalohany aloha dia : isika gasy aza mieritreritra oe , isika ihany no mahalala izany atao fihavanana izany. Mahalala izany daholo rehefa foko na firenena eran-tany....Ny finoana kristianina dia mandala tsara izany atao hoe fihavanana izany, tsy andany andro hanoratra " citation" eto aho satria efa voalaza ao ambony ao daholo izany. Fa tsoriko fotsiny hoe : ny mpiray finoana reheha lalimpaka ilay finoana dia lasa toy ny mpiavana mihitsy ireo ary hita taratra ao ilay fihavanana. Saingy tsy ny kristianina ihany no mandala izany fihavanana izany fa ny fonoana hafa koa, na koa antokon´olona, na fikambanana. Ilay fihavanana izany misy foana, siangy arakaraka ny fototra ijoroany no isehoany: hafa ny fototra ijoroany teo amin´ny fiarahamonina malagasy, finoana an´i Jesosy indray no ijoroany eo amin´ny kristianina. Fa raha hiverenako ilay resaka fivavahana, ny olana hitako dia itý : , hoy ny ohabolana malagasy hoe ny omby mahia tsy lelafin´ny namany....Rehefa tsy mitovy finoana aminao ilay olona dia sarotra aminy ny hanangana ilay fihavanana aminao. Izany dia azo porofoina araka ny tantaran´ny kristianisma : ny croissades ( fanafihana ny tany Israely izay teo ampelatana´ny silamo, taona 1000-1400 ), fandoroana ireo olona sasany nilaza hevitra hafa mikasika ny kristianisma ( Jan Hus tao République tchéque ohatra, sns..). Ka io tsy hisy fihavavana vanona izany ao amin´ny kristianisma raha toa ka tsy afaka mandray sy manaiky ny olona manana hevitra ara-pinoana hafa ny fivavahana kristianina.
60. rhaj0 ( 07/05/2016 13:01)
Ravonjison:
Rehefa tsy mitovy finoana aminao ilay olona dia sarotra aminy ny hanangana ilay fihavanana aminao. (..) Ka io tsy hisy fihavavana vanona izany ao amin´ny kristianisma raha toa ka tsy afaka mandray sy manaiky ny olona manana hevitra ara-pinoana hafa ny fivavahana kristianina.

io ho'a, tena mila atao Ohabolana ho hain'ny zanaka aman-jafy fa, ho an'ny Kristiana :
Aleo Very Tsikalakalam-PiHAvanana Toa izay Very Tsikalakalam-PiVAvahana

Fa mbola lasa lavitra akoriny azany.. Satria TSY ny tsy-mitovy finoana aminy ihany no akipaky ny Kristiana, fa na ny Reniny sy ny Mpiray tam-po aminy, dia ho ariany ary atakalony @ Finoany. Tena mila avoaka eto indray ho'a ireo toko aman'andininy

1- nilazan'i Jesosy an-dreniny hoe : "zovy koa izay ianao ravehivavy?".. Izany no tena maniratsira reny ary manapaka ny rohy @ reny niteraka

2- nilazan'i Jesosy hoe, "ilaozy ny r-a-d sy mpiray tam-po fa ndao hanaraka ahy".. Izany no tena fampianaran'i Jesosy: TSY TIA Fihavanana... Izany no tena hoe sectaire fara-tampony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3072