e! ty tananantsika

1. razafyaina2o15 ( 22/04/2016 08:18)
farahovian ihany hoa ny olona maromaro sasantsasany vao mb hhay hiaro zany hoe fanananaiombonana zany e! toy zaridaina ny jiro ny wc ny zavatrarehetra mahafinaritra eny an dalana manaingo ny arabe rehetra eny , ny fahadiovana eny rehetra eny ; tsy mb faly ve raha mba madio ny mandidina anao de madio toy zany koa ny rivotra iainanao ; eny oa ! ra olombelona ! ry gasikarako !
2. hery ( 22/04/2016 17:47)
Nanomboka ohatra an'izany daholo ihany e. Mila hoe tohizana foana ihany ilay izy na dia misy mandrava aza fa milamina ihany io.
3. den ( 25/04/2016 05:25)
manao ahoan daol ; misaotra anao namaly . ie efa zany foana no atao anie : ohatra omeko zao ny tatatraeo eny aminay satriaten eo ambany m so eo mitsy ny tatatra de lasa enao manakaram olona manadio rehefa samedi apres midi iny ssatria @ zay ianao mahit tsara ny hanadiovan ilay olon azy de vit madio tsy misy pentina ny ampitso marain vao hiasa ianao de ndreo loto sahady ary ten loo mahatdiravin mitsy : tsy kiv fa manadio fa eo@ lay toe tsain mitsy no ten tsy mety e! zay lay lazaiko hoe tsy mb faly v manan ny soa isik !
4. den ( 25/04/2016 05:25)

5. den ( 25/04/2016 05:33)

manao ahoana daol! misaotra anao aloha namaly : ie f angah moa tsy izany hatran e! manadio de manadio de ny sasan mandoto de mandoto ; fa lay toe tsain mitsy no ten mila fiovana ny faniriako zao de ny tananantsika madio sy mahafinaritr miarok @ rivotr madio fa e! eriytreritr ihany ny ahy fa ra mb mitov eritreritr daol ny oln ataok fa hadio ny tananantqik e!
6. rhaj0 ( 25/04/2016 16:44)
Ao zamerika ao, dia misy ilay hoe "theory of broken windows"..
https://en.wikipedia.org/wiki/Broken_windows_theory
Ny avoitran'io, dia hoe, raha misy trano, ka manana fitaratra tresaka, dia ... miantso zavatra hafa ho tresaka izany.

Izany hoe, raha tsisy mikarakara ilay trano misy fitaratra tresaka io, dia manintona ny mpandrava hefa izany.

Dia miitatra io @ hoe, raha misy fako mandoto eo, dia ho avy koa ny fako hafa hanampy trotraka.

Fa dia ... samy nandalo teo daholo ny firenen-drehetra eee... fa dia mila mikezaka foana fotsiny ny tsi11 ... aza mora kivy
7. razafyaina2o15 ( 26/04/2016 05:00)

manao ahoana, ie tenmarin mitsy aloh zay e! ref hitan zareo ho mis fako eo de eo daol ny rehetr manary tsy mb hoe aleo esorina fa ampiaandray toy reo olonasasany mi pipi na manao maloto eo ambodin ny poteau ihany io miis iray mamely de lasaeo daol sanatria toy reny biby reny alika io ohatra ; mistoeranaray zay zao nandalovako demila ts his lalana intsony fa fen maloto lay poteau e! ; lay fivoaran tsain mitsy no tsy eo intsony , tsy te hadio mitsy e! aza toy ren hoe voahozona ren mitsy ; asa rahovianare e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4572