betsaka ny olona no tsy mahay miara monina ka ton...

1. razafyaina2o15 ( 21/04/2016 12:31)
betsaka ny olona no tsy mahay miara monina ka tonga ny disadisa eny na dia eo @ manodidinaaza ! nef tikony hahatsapa ny tsirairay fa misy hatrany ny fifampiresahanamba hilaminan zany fiaraha monina izany ; ao ny olnaen tsy mihevitra afa tsy ny tenany ihany ; ary matetika ny ao an tsainy no tsy madio ka lazainafa ny olona sasany no mahatong ny olana ao reo zay ten tiatena ihany koa : maro isan karazany e! fa ny tsy laitra dia ny ten miverin hoe manjakazakaa! aslay miteny vesa ilay olonatenenina : ao ny fandeferana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1873