Olivier Mahafaly no hany olona azon'i Hery sy Voahangy atokisana

1. rabaradaka ( 19/04/2016 09:41)
Io Olivier Solondrasana MAHAFALY io no olona azon'i Hery sy Voahangy antoka tsara fa hanaiky izay ampanaoviny. Fantaro ohatry ny paosiko io olona io hatreny amin'ny ENAM ka fony izy mbola Directeur tao amin'ny ministère de l'intérieur fa olona tena mpisolelaka ary ilay sahy miteny mihitsy hoe ao solelahiko ny faladihanao (fomba fiteny fotsiny io). Tena azo antoka izany fa dia izay tian'i Hery sy Voahangy no hatao eto. Tsisy hazon-damosina izany io fa tena olona be resaka sy vava fotsiny.
Raha ny fomba fijerin-dRabaradaka dia tsy zakany io fitondrana io ary tsy ho vitany io PM io, tena tsy vitany io fa dia ny ekipan'i Voahangy sy ry Claudine, ary ry Nicole sy Herisoa indray no mibaiko.
Mampalahelo ity firenena ity.
novalian'i endriny ny 29/04/2016 04:32
2. je-suis-charlie ( 19/04/2016 13:36)
lozika zany lerony a ! ravoahangy ilay mpivarotra nem tao @ ministera lasa vadin'rahery ary ny sipany d ramahafaly !
lasa nisintaka tany iveanly ravoahangy ary tsy hiverina raha tsy lasa pm ramahafaly , zay no nahatonga andrahery nanaly maika d maika an'ilay pm taloha mba hanaovana pm an'drahafaly d indro moa niverina aingana d aingana ravoahangy
rahavoahangy sy raclaudine,ry nicole no mitana sy mibaiko e
tafita tampoka teo daholo ny fianakam's ravoahangy e
tena mampalahelo ry zalah a
3. endriny ( 19/04/2016 14:27)

rabaradaka:

Io Olivier Solondrasana MAHAFALY io no olona azon'i Hery sy Voahangy antoka tsara fa hanaiky izay ampanaoviny.

Aoka aloha e, tsy izay kosa aza ve no andraikitry ny goveronemanta e? Manao izay ampanaovin'ny filoha mpanatanteraka

Sa hoe andeha hanohitra ve?
Ka raha izany dia tsy hisy zavatra vanona mihintsy ny firenena koa, izao aza izy efa mitsipozipozy
4. rabaradaka ( 25/04/2016 08:42)
Zaho aloha tsy dia mpahay politika loatra fa ny tsapako dia izao : lalaovin-dry zareo ny firenena. Fa hendry ve ny gasy sa matahotra no tsy sahy mihetsika ?
Efa zava-doza ange no mitranga dia jerena fotsiny e
5. vahiny2004 ( 25/04/2016 08:57)

rabaradaka:

Io Olivier Solondrasana MAHAFALY io no olona azon'i Hery sy Voahangy antoka tsara fa hanaiky izay ampanaoviny.

endriny:

Aoka aloha e, tsy izay kosa aza ve no andraikitry ny goveronemanta e? Manao izay ampanaovin'ny filoha mpanatanteraka

Sa hoe andeha hanohitra ve?
Ka raha izany dia tsy hisy zavatra vanona mihintsy ny firenena koa, izao aza izy efa mitsipozipozy


Fa 2 angaha ny mpitondra antsika ?
Hitan'i endriny fa normal kosa ve ny zavatra miseho eto @ firenena izao ?
6. endriny ( 29/04/2016 04:32)
Ka ny Piray Minisitra ange ry zareo dia natao hanatanteraka ny baikon'ny filoha mpanatanteraka fotsiny e.

Fa anjaran'ny Loholona no manohitra na mametraka fitsipika manafoana izay tian'ny Filoha raha tsy mifanaraka amin'ny tombontsoam-bahoaka ilay izy e...

Ka io tsy ny governemanta mihintsy ny tompon'andraikitra amin'ny tsy fetezana eto ankehitriny, fa ilay Filoha nahazo miliara tamin'ny fifidianana... ka tsy maintsy miketrika izy hamerenana ny miliaran'olona miaraka amin'ny zana-bola...

Midika izany fa raha te ho afaka isika dia atao manjavona aloha ireo karana-frantsay mafia eto amin'ny Tanana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1745