You are here: home > Forum

hon oa e rzalà

Lohahevitra : Resa-dehilahy
Fitohizan'ny hafatra : hon oa e rzalà
Valiny : 1
sahia - 15/04/2016 15:09
zah band ef manambad, nampiresk sipa (ef manambad)teto zah d ten sariak b lay sipa. Tsis resk oe hiarak nef f mb oe mpinaman fotsin alou n anay hatramzao an, dia ef nifampiseho sary, ten ohatran taraiky aminy aho eh, izy nef tahak ny ts hanaiky mihitsy rah hiresahan zan oe fiarahan oulndr2 zan rah n fomb firesany . Ef elB no nifampiresk f amzao ftn zao ohatran te hifanao ftn f hihaon. D aôn n paik r band akam isany ah, zah kou mants ôtran'ny ten las natahotr tampok sao d mis mahit rah mfampresak amin sipa k afabarak eo f ten mbol ts nanao zan eh ! n tena mb oul b mpahalala ihan eto am tanàna, d hon oa r zalà sô mba afak mis manomé soupap am tokon atao
Valio | Miverina eny ambony
fanotina - 27/04/2016 18:03
kapoy dien mbl mamay lets n vy a
Valio | Miverina eny ambony