Fianarana momban'ny atao hoe filozofia

1. guevannijohnpaolorakotomamonjy ( 12/04/2016 04:15)
mila fanampina momban'ny fanadihadiana tahirin-kevitra : manome lanja ara-pilozofia
novalian'i hery ny 13/04/2016 22:56
2. 5laody ( 12/04/2016 12:25)

guevannijohnpaolorakotomamonjy:

mila fanampina momban'ny fanadihadiana tahirin-kevitra : manome lanja ara-pilozofia


Misy mpanoratra hoe albert jacquard jerijereo eo amin'ny nety eo raha zavatra amin'izao fotoan'androntsika izao no tadiavinao. Amin'ny teny frantsay.
3. hery ( 13/04/2016 22:56)

guevannijohnpaolorakotomamonjy:

mila fanampina momban'ny fanadihadiana tahirin-kevitra : manome lanja ara-pilozofia


Ka mila hevitra iray dia izay no hadihadiana fa mivelatra be loatra izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3459