homéopathie et grossesse

1. nenikely20 ( 23/03/2016 10:15)
miarahaba e,
misy amintsika tato ve no efa nampiasa ny homéopathie mba hahazoana zaza?
mba omeo contact homeopathe mahay raha misy manana azafady, fa maniry ny hahazo zaza mafy!
misaotra sahady e!
novalian'i bichette ny 07/04/2016 15:43
2. Ravonjison ( 31/03/2016 14:50)
Miarahaba anao. Malahelo aho milaza aminao fa tsy hanampy anao amin´ny fitadiavana zaza mihitsy ny homeopathie. Ny homeopathie dia soloky lehibe indrindra amin´ity taonjato iainantsika ity, satria tsy voaporofo mihitsy ny laitrany. Dokambarotra no betsaka mba isarihana vahoaka. Jereo eto : https://www.facebook.com/groups/MbaDinihoKely/
3. bichette ( 07/04/2016 15:43)
https://www.info-sectes.org/sante/homeopathie.htm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0929