mba miangavy soson-kevitra

1. CRUS ( 16/03/2016 07:48)
Sao mba misy afaka hanoro sy hanome soson kevitra momba ny fikarakarana ny antonta-taratasy ilaina hanaovana raharaham-panambadiana frantsay. Eto Mcar no kasaina hatao ny raharaha, ilay lehilahy dia gasy fa manana Nationalité F/çaise mipetraka any ivelany izao, ary ilay Vhvv kosa eto Dago no monina. Aiza no tokony hantonina mba ahalalana izay tokony atao na inona avy no azonareo hanampiana momba izay. misaotra sahady anareo mamaly!
novalian'i booboo ny 17/03/2016 20:29
2. hery ( 16/03/2016 23:19)
Raha tsy samy vazaha ianareo dia tsy maintsy any amin'ny firaisana gasy no hanaovana ny raharaha koa mila manatona ilay firaisana angamba maka vaovao sy ny pitsopitsony ilalina.

Ilay lehilahy koa mila manontany renseignement amin'ny ambassade satria toa mila apetraka mialoha ny publication-n'ny bans.

Ato misy resaka vitsivitsy
http://www.diplomatie.gouv.fr/fr/services-aux-citoyens/etat-civil-et-nationalite-francaise/transcription-des-actes-d-etat/article/les-mariages-a-l-etranger
3. booboo ( 17/03/2016 20:29)
Any @ Firaisana no atao ny mariage civil dia raha efa izay vao atao transcription any @ ambassade frantsay @ zay ny acte de mariage. Ny ambassade ihany manome ilay izy anareo avy teo. Dia any Nantes no mangataka ny tena acte de mariage rehefa misy ilavana azy avy teo, afaka atao en ligne.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1785