Homosexuel

1. zazabel ( 15/03/2016 20:23)
Hono ho aho ry ireto, toa lasa tena miely patrana be ity resaka homosexualite ity tatoato zay toa lasa fanaon'ny lehilahy tratran'izy io no mila vehivavy ihany koa mba hanafenany ny ataony na mba ahazahoany taranaka...Ny tiako ho fantatra momba izy io dia hoe "misy fiantraikany amin'ny vehivavy iarahandry zareo reo ve io fomba fanaony io?" izany hoe misy signe ve ahafantaran'ilay vehivavy hoe homo le niaraka taminy teo? ohatra: marary ny vatany manotolo, na mandeha ra amin'ny tsy lera izy, na tsy haiku... otran'izany???
novalian'i rhaj0 ny 17/03/2016 12:52
2. rhaj0 ( 15/03/2016 23:51)
O ry Zazabel aaa... ilay lhl ve no homosexual dia ilay vhv miaraka aminy no mety ... "mandeha ra @ tsy lerany" ?? Toa hotry ny hampinoan'olona antsanga tsy aman'orana ianao izany, ho fampitahorana anao @ homosexual.

Ny homosexual sy ny lesbienne dia olona normal toa ianao ihany, na physiquement na physiologiquement na psychologiquement... Ohatra hoe, i Elton John izy.. dia ny praiministra aty Ontario izao koa lesbienne... marobe e.. ary ny ankizy ankehitrio azany, na any @ sekoly katolika izy @ io, dia manana ny fikbn'ny homo sy lesbo.

Ary jerevo akoriny azany anie ny nolazain'ny mpandinika ee...
http://www.pinknews.co.uk/2015/10/07/over-half-of-catholic-priests-are-gay-says-vatican-insider/
Mihoatra ny antsasaky ny pretra katolika dia homosekisoaly
3. zazabel ( 16/03/2016 07:45)
Ka ny tsy fahalalana mintsy no nahatonga ilay fanotaniana, tsy olona ilay niteny tamiko fa experience vecue le izy dia naotany tena ny tenako hoe sao mifandray le zava-nisy. misaotra amin'ny fanazavana e!
rhaj0:

O ry Zazabel aaa... ilay lhl ve no homosexual dia ilay vhv miaraka aminy no mety ... "mandeha ra @ tsy lerany" ?? Toa hotry ny hampinoan'olona antsanga tsy aman'orana ianao izany, ho fampitahorana anao @ homosexual.

Ny homosexual sy ny lesbienne dia olona normal toa ianao ihany, na physiquement na physiologiquement na psychologiquement... Ohatra hoe, i Elton John izy.. dia ny praiministra aty Ontario izao koa lesbienne... marobe e.. ary ny ankizy ankehitrio azany, na any @ sekoly katolika izy @ io, dia manana ny fikbn'ny homo sy lesbo.

Ary jerevo akoriny azany anie ny nolazain'ny mpandinika ee...
http://www.pinknews.co.uk/2015/10/07/over-half-of-catholic-priests-are-gay-says-vatican-insider/
Mihoatra ny antsasaky ny pretra katolika dia homosekisoaly
4. booboo ( 16/03/2016 22:24)
Zazabel a, tsy ist na mst ny homosexualité. Hihihihi na ny hétéro koa mety ho tratran'ireo tanisainao ireo fa tsisy hifandraisany @ firehan'ny sexualité-ny izany. Ahoana kosa ara no tsy harary ny vatana manontolo raha ni-crac crac mafy be sy ela be tao zareo ? na misy règle tampoka fa nikorontana noho ny stress-ny tahotra ny hormones-ny ilay vhv ?
(ohatra hoe raha avy ve ny orana dia hino zà fa noho ny feoko nihira teo nahatonga ny orana ? hihihihihihihi.)
5. hery ( 16/03/2016 22:35)
Ny fanontaniana angamba hoe exposés kokoa amin'ny MST sy ny SIDA sy ny aretin'ny seksa ve ny homo? Izany hoe mora mararin'ireo kokoa noho ny hetero ve ry zareo?

Dia mety hoe mora marary koa ny vehivavy miaraka amin'ny homo?

Dia mety hoe rehefa mi-crac-crac-boom amin'ny vehivavy ny bandy homo dia tsy mivaky loha izay resaka feeling ho an'ilay vehivavy dia marary ilay vehivavy? Satria mety hoe rehefa miaraka amin'ilay bandiny izy vao mahita feeling? Dia mety hoe mandeha rà :-) sa ve règle mihitsy no notenenin'i zazabel?

eritreritra daholo izany e.

Ny homo tsy idirako lalina fa sitrapony ny azy. Mety hoe azo ekena ihany raha resaka fitiavana fa raha resaka seksa kosa aloha toa tsy miady ihany ny + sy + (voatery mamorona lavaka) na ny - sy ny - (voatery mamorona fanoto)

Fa izay tiany ihany io e.

6. rhaj0 ( 16/03/2016 22:56)
Hery:
toa tsy miady ihany ny + sy + (voatery mamorona lavaka) na ny - sy ny - (voatery mamorona fanoto)

esy e ry Hery..

1- n'enareo ho'a dia raha vao hoe homosekisoaly dia tonga dia kilentidentika-tsisy-farany no ... nampinoana anareo ao ee... Misy olona efa antitra izy vao tonga saina hoe, kay tena any @ mitovy sex aminy ny manintona azy (ara-po-saina-fanahy)... Dia raha antitra izy, dia tena mi-sex-be foana ve hoz'i Hery?

Ary io ambony notanterin'ny mpandinika io koa anie ka "mihoatra ny antsasaky ny pretra katolika dia homosekisoaly" ee... angaha zareo ireo vaotery mi-sex, raha tsy hoe, salanidanitra ao ohatra i pretra rahefa tonga i kardinaly, fa misy attraction ao eee :-)


2- koa na tena tia be mi-sex azany hono ny homo/lesbo ee... dia asa, tao anaty Baiboly ve ry Hery izany "mamorona lavaka" sy "fanoto" izany rahefa manao anal na oral na toy (kilalao) sex?? dia ampinoana resaka gaigy toa izany ve nareo dia avy eo dia matahotra sy mampitahotra olona @ "lavaka sy fanoto"... Na ny hétéro koa anie manao anal sy oral sex, ary toy sex eee...

(sa i Hery misionera ihany, sady matahotra mikimpy mafy @ io, dia vitavitaina kintakintana ao...? :-)
7. hery ( 16/03/2016 23:05)
1. Tsy namaky tsara indray rhaj. Efa teboka faharoa sa fahatelo akory aho vao niresaka kilentidentika. Nolazaiko tsara hoe raha fitiavana aloha dia ok, fa raha kilentidentika dia toa tsy poinsa. Fa mino aho fa tsy manao kilentidentika ireny :-)

2. Tsy haiko indray aloha izany statistika hoe mihoatra ny atsasaky ny pretra katolika dia homosekisoaly. Biased izany, tsy mifototra tamin'ny ankety. Betsaka ihany izay pretra fantatro izay mantsy, raha tsy hoe mba tsy sendra aho.

Angaha kosa rehefa tsy anal sy oral sy "toy" dia misionera ihany? Lisitra maro tsy mety vita ny Kamasutra ka loll.

Fa aleo ihany rahaja ilay tena lavaka a... torohevitra ny ahy iny.

8. rhaj0 ( 17/03/2016 12:46)
hi hi hi.. fa nanandrana ilay "tsy tena lavaka" angaha ny havako dia tena tsy nety ? (fa namoronan'iza "lavaka sy fanoto" tao i Hery??) :-)

Dia toa ianao izay koa ho'a ireo beantitra taloha eee... fa n'enao mba toro-hevitra, fa ny an'ny beantitra dia nohozoniny izay manao @ ilay lavaka ilany io... Nefa ny homo sy hetero de l'an 2000 izao roboka ao ary mankafy :-)
9. rhaj0 ( 17/03/2016 12:52)
Ny @ ireo pretra homosekisoaly (efa hoe tsy voatery kilentidentika io fa attraction fatale fotsiny), dia vakivakio ihany eraky ny internety eee.. io rohy ambony io izao nitatitra ity hafa ity indray
http://www.pinknews.co.uk/2015/10/06/the-vatican-is-allegedly-secretly-funding-gay-cure-therapy/

hi hi hi.. mitady "fanafody" anti-gay (ho an'ny pretra-ny) ry Vatican.. Nataok'ty hoe manipy tanana any an-danitra, dia miankohoka sy mikimpy mafy fotsiny dia basy....


Fa anaovy cross-reference ao @ google ahitanao azy tsara ry Hery, fa raha izaho foana no mamoaka rohy eto dia tsy ho vakianao akoriny..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0925