Un budget faramineux de 25 milliards d’Ariary pour le Sommet de la Francophonie à Madagascar !

1. endriny ( 11/03/2016 15:05)
eto jerena aza fady

25 Milliard ar hihihihihi betsaka dia betsaka hono. Fa aleo aza jerena kely

25.000.000.000 ar = 75.000.000.000 fmg (Toa vao maika nitombo)

75.000.000.000 fmg = 5.000.000$ (oy, oy, oy toa tsy hita ny aotra sasany)

5 million d'euro izany no vola ampiasaina

fa maneno kokoa ilay izy raha 25 milliard
novalian'i ilafy ny 16/09/2017 09:34
2. hery ( 14/03/2016 23:47)
Vola be ihany aloha na dia izany 5 million d'euro izany e. Indrindra rehefa manao antso avo hoe tokony hanome kely ho an'ny Kere daholo na ny diaspora aza... dia ny 5 Euros no atambatambatra.

Fa ho hita eo e.
3. endriny ( 15/03/2016 05:20)
Dia tena volabe tokoa aloha

Saingy jereo ange e: atao inona aza io vola io hoy isika

Ny lalana avy eny Ivato mankao amin'ny tananan'ny francophonie firy km
Ny lalana avy eo amin'ny tananan'ny francophonie mankeny amin'ny ambasady frantsay Ivandry mbola eo
Ny trano fivoriana atao eo Ivato, fa tsy tian'ny frantsay ny CCI Ivato fa sinoa hono ka tsy manara-penitra
Ny tananan'ny francphonie

Hihihihihi

Dia vola 5 million d'euro ve ahasahina an'ireo?

Asa aloha rey olona

Aleo marina andeha ny asa fa ny mpijery ve tsy hitsikera foana moa e
4. vahiny2004 ( 17/03/2016 14:32)
Ny pôsin'ny sasany koa tsy maintsy fenoina :-D

endriny:

5. endriny ( 18/03/2016 06:29)

vahiny2004:

Ny pôsin'ny sasany koa tsy maintsy fenoina :-D

Ilay paosy amin'io ngezabe noho ilay palitao anaovana a hihihiiih
6. theomanja ( 24/05/2016 12:51)
Avelao hatomboka ny asa dia ho hitantsika eo ny tohiny...sa ahoana...
7. ilafy ( 16/09/2017 09:34)
nareo ve ry endriny mahay manisa 125.000.000.000 fmg fa tsy 75 akory e manala baraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1143